Newsmada
-
06:09 Apr 03, 2024
Nanao tohivakana ny fanambarana. Nampahery ny filohan’ny Antenimierampirenena teo aloha, Razanamahasoa Christine, ny fikambanan’ny zanaky ny faritanin’i Fianarantsoa, araka ny fanambaran’izy ireo, ny herinandro teo. “Tokony hahay haka lesona isika… Jereo ny tranga niseho tany Senegal… Afa-baraka eo anatrehan’ny sehatra iraisam-pirenena isika… “, hoy ny mpitondrateny, i Jean Baptiste. Nohitsin’izy […]