Newsmada
-
04:58 Sep 04, 2025
Hotanterahina anio, ao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Marcel Cerdan, ao Levallois France, ny dingana fahenina farany amin’ny fifanintsanana hiadiana ny «Masters 2025», taranja tsipy kanetibe. Hatreto, ekipa telo no efa fantatra fa tafita amin’ny Final four na ho inona vokatra amin’ity dingana atao ity. Anisan’ireny i Madagasikara, efa manana isa 35, […]