Newsmada
-
06:09 Apr 03, 2024
Nampita ny hafatra Paka ny eo anivon’ny FJKM, amin’ny alalan’ny filohany, ny Dr Andriamahazosoa Irako Ammi. Notsiahiviny tamin’izany ny tantaran’i Jesoa, namela ny fitiavana vonon-kiady tsy hamela antsika ho faty fa naleony izy no maty, araka ny nambarany. “Fitiavana nandresy ny fahafatesana izany. Velona ny fanantenantsika… Tsy ho tompon’ny teny farany […]