Green Army | Madagascar

"Green Army" in Madagascar feed

  • Bôndy Green Army : Mpilatsaka an-tsitrapo manao fambolen-kazo
    Newsmada - 04:42 Dec 05, 2025
    Nanangana ny fikambanan’ny mpilatsaka an-tsitrapo, Bôndy Green Army (BGA), ny orinasa Bôndy, entina hanatanterahana ny asa fambolen-kazony. Mandray anjara amin’ ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny filatsahana an-tsitrapo (JIV) izy ireo, anio 5 desambra 2025, hatao etsy amin’ny efitrano malalaka Havoria Anosy. Handray an­jara feno amin’ny famelabelaran-kevitra arahina adihevitra, […]