Newsmada
-
06:08 Apr 03, 2024
Nisokatra nanomboka ny herinandro teo, eny amin’ny Mining Business Center Ivato, ny «Guichet unique d’exportation». Dingana goavana hanamorana ny fikirakirana ireo antontan-taratasy ilaina amin’ ny fanondranana ny harena an-kibon’ny tany, toy ny volamena, metaly sarobidy ary vatosoa avy eto Madagasikara izany. Mivondrona amina toerana iray avokoa, araka izany, ireo sampandraharaham-panjakana […]