Hiragasy | Madagascar

"Hiragasy" in Madagascar feed

  • Taona 2026 : Hitohy ny « Hiragasy goavam-be »
    Newsmada - 04:49 Jan 22, 2026
    Anisan’ny ezaka sy fanamby lehibe tanterahin’ny Federasiona mpihiragasy eto Madagasikara ny fanatanterahina adin-kiragasy isan-kerinandro. Hitohy amin’ity taona 2026 ity izany. Na mbola andro vitsy aza no nanitsahana ny taona 2026, nifanaretsaka ny fanontaniana: « hitohy ve ny Hiragasy goavam-be ?». Na-maly io hetahetan’ny olona maro mpitia hiragasy io ny Fe­derasionina mpihiragasy eto […]
  • Hiragasy goavam-be : Tolorana mari-boninahitra Ranoelison Ampahimanga
    Newsmada - 04:43 Dec 05, 2025
    Hiavaka ny « Hiragasy goavam-be » hotanterahina amin’ny faran’ny herinandro izao. Adin-kiragasy sy fanolorana mari-boninahitra. Ny alahady 7 desambra izao, manomboka amin’ ny 10 ora maraina. «Hira­gasy goavam-be» hikatrohan-dRanoelison Ampahi­manga sy Rakotomalala René, hotanterahina eo amin’ny Kianjan’ ny hiragasy Ampefi­loha. Nam­baran’i Dadafara fa : «tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoana amin’io fotoana […]
    Tags: Hiragasy