Newsmada
-
05:27 Feb 14, 2026
Nanolotra vola mitentina 1 tapitrisa dolara ho an’i Madagasikara ny Federasionina iraisam-pirenen’ny Croix-Rouge sy Croissant-Rouge (IFRC). Hanome tohana koa ny Firenena mikambana. Nandritra ny fihaonan’ny Praiminisitra, lehiben’ny governemanta, Rajaonarivelo Herintsalama Andriamasy, tamin’ny tale kabinetra lefitra ny sekretera jeneraly misahana ny maha olona eo anivon’ny Federasionina iraisam-pirenen’ny Croix-Rouge sy Croissant-Rouge (IFRC), […]