Newsmada
-
04:46 Mar 28, 2026
Hotanterahina anio, ao amin’ny Kianja Callista Sport Center Belek, Antalya Torkia, ny fihaonana eo amin’ny Barean’i Madagasikara sy i Kirghizistan. Sambany ho an’ny Malagasy ny hifanandrina amin’ireo ekipa nasionaly avy ao Azia. Araka ny fikarohana natao, ekipam-pirenena faha-103 ao amin’ny filaharan’ny Fifa izany Kirghizistan izany, raha toa ka aorian’izy ireo […]