Newsmada
-
04:28 Nov 12, 2025
Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny foibeny, eny 67ha, ny atrikasa nasionaly ho an’ny kung-fu Wisa. Ligim-paritra 13 no tonga nanatrika izany. Fahombiazana no azo nandritra ny atrikasa nasionaly notanterahina teto Antananarivo, ho an’ny taranja kung-fu Wisa. Filohana ligim-paritra 13 no tonga nanatrika izany, nahitana ny avy any Atsinanana, […]