Newsmada
-
05:08 Mar 01, 2025
Mitohy ny ady amin’ny fangalarana tany ao Mantasoa. Naiditra vonjimaika am-ponja, omaly, ny olona telo, mpitarika ireo mafia mpampihorohoro ny tantsaha. Mampikaikaika ny mponina ao Mantasoa ny fangalarana tany. Ny fanadihadiana no nahafantarana fa vehivavy no lehiben’ireo tambajotra any an-toerana. Nandritra ny taona maro no nanaovan’izy ireo izany, raha ny […]