Newsmada
-
04:43 Nov 21, 2025
Mety hiova ny dingan’ny fifanintsanana amin’ny “Can 2027”, araka ny fikarohana natao omaly. Ireo laharana voalohany sy faharoa telo mendrika indrindra ihany no mahazo tapakila mivantana ary mandalo lalao sakana ireo firenena faharoa ambiny. Efa mandeha ny resaka any ivelany fa hisy ny fanovana ny làlana amin’ ny dingan’ny fifanintsanana […]