Newsmada
-
05:06 Jun 12, 2025
Notontosaina tao amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, omaly, ny andro faharoan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja Rugby, sokajy vehivavy. Resy tamin’izany ny Makis Ladies, rehefa lavon’i Ouganda, tamin’ny isa 24 no ho 20, i Ouganda. Tsiahivina fa teo amin’ny fizaram-potoana voalohany, somary sahirana ny ekipa nasionaly malagasy, nitarika 12 no […]