Poomsae | Madagascar

"Poomsae" in Madagascar feed

  • Taekwondo WT- Analamanga : nahatratra 83 ireo mpikatroka nanao Poomsae
    Newsmada - 04:52 Oct 08, 2024
    Tontosa tao amin’ny Kianja mitafo Mahamasina, ny faran’ny herinandro teo, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’ Analamanga, taranja Taek­wondo WT (TKD WT). Araka ny nambaran-dRanjavololona Julie Claudette, filohan’ny ligin’Analamanga, nasiana ny fifanintsanana eo amin’ny fihetsika mirindra Poomsae, mba hampiavaka ny hetsika. Nahatratra 83 ireo mpikatroka nandray anjara tamin’izany. Tanjona tamin’ity […]
    Tags: Poomsae