Newsmada
-
04:44 Oct 21, 2024
Hisokatra tsy ho ela amin’ny firenena rwandais ny lanitr’i Madagasikara, ho fampiroboroboana ny sehatry ny fizahantany sy ny fitaterana ana habakabaka ary ny fampandrosoana ny toekarena. Atao sonia tsy ho ela ny fifanarahana eo amin’i Madagasikara sy ny kaompaniam-pitaterana ana habakabaka Rwandair. Voaresaka izany nandritra ny fihaonana teo amin’ny minisitry […]