Samy | Madagascar

"Samy" in Madagascar feed

  • Hiragasy goavam-be : Samy sangany no nifanandrina
    Newsmada - 06:40 Jan 26, 2026
    Tarika Ramaroson Soa­nie­ranabe nifanandrina ta­min’ny tarika RaEmilison Tsi­makalagy avy any Arivoni­ma­mo. Nifandanja ny anda­niny sy ny ankilany. Izay no nahitan’ireo mpijery ilay adin-kiragasy, tetsy amin’ny Kianja RaPetit Ampefiloha, omaly. Samy nitondra sy naneho ilay nahafantaran’ny olona azy hatramin’izay ny tarika tsirairay. Samy nahatazona ny fi­fantohan’ny mpijery ihany koa. Tarika RaEmilison, […]
    Tags: Samy
  • Ramaroson Laurent : “Samy hotsarain’ny tantara ny tsirairay”
    Newsmada - 06:03 Aug 02, 2025
    Nahitsy ny eo anivon’ny birao politikan’ny antoko Malagasy miara-miainga, Ramaroson Laurent, ary mbola nanamafy ny efa nambaran’izy ireo tany aloha. “Samy hotsarain’ny tantara amin’ny asa sy andraikitra noraisiny ary ny fanapahan-keviny ny tsirairay”, hoy izy. Mitom­bina izany raha miainga amin’izao toe-draharaha izao, araka ny nambaran’ity mpikambana eo anivon’ny MMM ity. […]
  • Karate : Raikitra ny “Samy Jao” andiany faha-18
    Newsmada - 04:41 Mar 21, 2024
    Raikitra indray ny fifaninanana « Samy Jao » “Challenge du Boeny”, taranja karate, tanterahina isan-taona. Fifanina­nana eo ambany fiahian’ny federasion’ny karate-do mala­gasy. Ny 30 sy 31 marsa izao no hanatontosana izany, ao amin’ny Complexe Sportif Am­pisikina, Mahajanga. Hisy ny fiofanana hatokana ho an’ny mpanazatra sy mpitsara ny 29 marsa, mialoha […]