Newsmada
-
04:53 Sep 11, 2024
Manohy ny asa fanarenana ny fefilohan’i Sisaony sy Ikopa ny tetikasa Produir izay tanterahin’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany. Miaro ny tanànan’Antananarivo amin’ny tondradrano ny fefiloha ka tena saro-pady. Mahatratra 735 000 ireo mponin’Antananarivo sy ny manodidina ho voaaro amin’ny tondradrano noho ny fanamafisana ireo fefiloha ireo. Efa […]