Synops | Madagascar

"Synops" in Madagascar feed

  • Fikarakarana fampisehoana: Manolo-tanana ny Synops ny minisitera
    Newsmada - 04:42 Jan 23, 2026
    Fifankalozan-kevitra eo amin’ny raiamandreny sy zanaka. Izay no nitondrana ny dinidinika teo amin’ny biraon’ny sendikan’ny mpikarakara hetsika sy fampisehoana (Synops) sy ny minisitry ny Kolontsaina sy ny serasera, Mandrin­drarivony Ogascar Fenosoa, ny alarobia teo, tao amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy. Fitsidihana ara-pomba fi­fanajana, narahina fi­fam­pirarian-tsoa noho ny taona vaovao no tena natao. […]
    Tags: Synops