Tale | Madagascar

"Tale" in Madagascar feed

  • Tale jeneraly Spat : Fitantanana atokisan’ny mpiara-miombon’antoka
    Newsmada - 04:51 Jan 22, 2026
    Tontosa ny 21 janoary teo, tao amin’ny Port Academy Center Toamasina, ny famindram-pitantanana, hisahana ny orinasa misahana ny Seranan-tsambon’i Toamasina (Spat). Nitarika ny fotoana ny minisitry ny Fitaterana (MTM), Raharisone Jean Crescent. Tale jeneraly vaovao hitantana ny Spat Ran­driam­bahoaka Heritiana Ani­cet. Notsipihiny fa « fanehoana ny fifanohizana amin’ny raharaham-panjakana ny fifandim­biasan-toerana, […]