Newsmada
-
05:42 May 17, 2025
Hotanterahina anio, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fifaninanana iraisam-pirenena “Lemur Cup”, taranja Jiu-jitsu breziliana. Hisy koa ny fifaninanana eo amin’ny haiady “pancrace” sy “boxe anglaise”. Tonga ireo vahiny nasaina, raikitra ny fifaninanana! Kanadianina 4 (3 lahy sy 1 vavy) no tonga eto Madagasikara hiatrika ady, manoloana ny Malagasy mpikatroka. […]