Newsmada
-
04:37 Mar 17, 2026
Nisokatra ofisialy, ny sabotsy teo, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny andiany faha-12 amin’ny « XXL Smatchin Ao Tsara ». Fifaninanana basikety ho an’ny sekoly ambony. Feno hipoka ny teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina nandritra ny lanonana fanokafana ity fifaninanana ankafizin’ny maro ity. Tsy misaraka amin’ny fampisehoana sy fanentanana rahateo moa ny […]