Madagascar
Latest from your sources
FOLLOW THE THREAD · Madagascar

Madagascar

@madagascar

Explore news from Madagascar through the publisher feeds gathered here. Local reporting can add detail about communities, public affairs and the economy that a broad international headline leaves out. Each item keeps its source and publication time visible.

Check whether a story concerns a particular town, region or the country as a whole. If you use translation, return to the original for place names, quotations and administrative terms that may lose meaning in a summary.

« Olympiades d’Echecs » : Nandresy an’i Curacao ny sokajy vehivavy

Nitohy omaly, tany Samarcande Ouzbekistan, ny andiany faha-46 amin’ny «Olympiades», taranja lalaon-tsaina Echec. Taorian’ny fandresen’i Serbia, 4 no ho 0, an’i Madagasikara nandritra ny «Round 1», natao ny talata lasa teo, niharina tamin’ny fahavoazany ny Malagasy. Lavon’izy ireo tamin’ny fandresena 4 no ho 0 ny ekipam-pirenen’i Curacao ho an’ny «Round …

Read at Newsmada

Fifanintsanana Can 2027 : Resy lahatra amin’ny Barea i Zacharie Boucher

Nantsoina hanatevina ny Barea i Zacharie Boucher, mpiandry harato, saingy nanda ny taona 2018. Valo taona aty aoriana, nanaiky ny handrafitra ny ekipa nasionaly malagasy izy rehefa nantsoin’i Corentin Martins, mpanazatra. Nivoaka tamin’ny fomba ofisialy, omaly ny mpilalao handrafitra ny ekipam-pirenena Malagasy, na ny Barea. Toy ny mahazatra, tamin’ny alalan’ny …

Read at Newsmada

TARATRY ny KANTO

Maromaro ny seho hotontosain’ny Mahaleo taranaka miaraka amin’i Bekoto sy i Dama any Eoropa. Hisantatra izany ny any Belgique, ny 3 oktobra izao. Hitohy any Ita­lie, Allemagne ary France izay izany hanehoana seho maromaro. Hotontosaina anio ny seho famaranana mozika klasika eny amin’ny La Teinturerie Ampasanimalo. Hifandimby an-tsehatra amin’izany ireo …

Read at Newsmada

Refondation : le colonel Michaël Randrianirina attendu à l'ONU, un an après le tournant du 25 septembre

Le colonel Michaël Randrianirina fera bientôt ses premiers pas à l'Assemblée générale des Nations unies en tant que chef de l'État malgache. Il est attendu à New York pour la 81e session de l'Assemblée générale, dont le débat général de haut niveau se tiendra du 22 au 26 septembre, avant une dernière journée le 28 septembre. Durant cette séquence diplomatique majeure, les dirigeants du monde entier se succéderont à la tribune pour présenter leurs priorités et défendre les positions de leurs (…) - Politique

Read at Madagascar Tribune

Marché de devises : l'ariary repart à la baisse face à l'euro et au dollar

L'ariary montre de nouveaux signes de faiblesse face aux principales devises étrangères. Après une nette remontée au début de l'année, la monnaie malgache perd à nouveau et progressivement du terrain face à l'euro et au dollar américain. Les cours de référence issus du marché des changes placent actuellement l'euro autour de 4 935 ariary et le dollar à 4 323 ariary. Les cours hebdomadaires appliqués à partir du 14 septembre, établis à partir des données de la Banque centrale, donnent (…) - Economie

Read at Madagascar Tribune

Jiu-jitsu Brezilianina : Malagasy 10 hiatrika ny amboara maneran-tany

Efa ao anatin’ny fanomanana sahady ny fiadiana ny amboara maneran-tany amin’ ny taranja haiady Jiujitsu brezilianina hotanterahina any Dubaï, ny volana novambra ho avy izao, ny Malagasy. Mi­kasa ny handefa mpikatroka miisa folo ny rafitra federaly eto an-toerana, raha ny fanazavan-dRakotozafy Johary, filohan’ny Federasionina malagasin’ity taranja ity. Hanana solontena amin’ireo …

Read at Newsmada

SOMBIM-BAOVAO

Hivoaka anio, 17 septambra ao amin’ny pejin’ ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF), ny anaran’ireo mpilalao handrafitra ny ekipam-pirenena malagasy Barean’i Madagasikara, izay hifandona amin’i Nigeria sy Tanzania, mandritra ny fifanintsanana Can 2027. Andrasana amin’io fotoana io, ny anaran’ ireo mpilalao vaovao nantsoin’i Corentin Martins, mpanazatra. Efa mandeha ny fampivondronana …

Read at Newsmada

Handball – Afrika «Cadets» : Mbola resin’i Tunisie indray i Madagasikara

“Resy indray…!” Mitohy hatrany ny vokatra ratsy ho an’ny ekipam-pirenena malagasy Akio, amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika “Can 2026”, taranja handball, sokajy “cadets”, lehilahy, izay tontosaina any Côte d’Ivoire, hatra­min’ny 22 septambra. Mbola niondrika teo anatrehan’i Tunisie, tamin’ny isa 62 no ho 20, indray ny Malagasy mpilalao, omaly, nandritra …

Read at Newsmada

Tsipy kanetibe – «Mondial 2027» : Efa nahavita ny fisoratana anarana i Madagasikara

Anisan’ireo firenena hiatrika ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany amin’ny taranja tsipy kanetibe, sokajy lehilahy, i Madagasikara. Hiditra amin’ny fampivondronana hifantenana izay handrafitra ny ekipam-pirenena ny Fédération sport-boule malagasy (FSBM) ny volana oktobra ho avy izao. Nampahafantarin’ny Fé­dé­ra­tion sport-boule malagasy (FSBM) tao amin’ny pejin’ny tambajotran-tseraserany, ny talata lasa teo, fa …

Read at Newsmada

Zotram-pifidianana : Manara-maso ny tohin’ny fakan-kevitra ny ONU-UA

Noraisin’ny filohan’ny Fanavaozana ny Repo­blika, ny Kly Randria­nirina Michaël, teny Iavoloha, afakomaly, ny solontenan’ny Vondrona afrikanina (UA), Mohamed Idriss Farah sy ny avy amin’ny Firenena mikambana (ONU). Nifantoka tamin’ny toe-draharaham-pirenena ny fiha­onana ka anisan’izany ny momba ny fizotry ny dinika fakan-kevitra natao teny Ia­voloha, nanomboka ny 1 hatramin’ny 8 septambra …

Read at Newsmada

Amoronankona : intérêts particuliers contre l'intérêt général

La résistance des opérateurs au transfert de la gare routière du lieu-dit Fasan'ny Karana vers Amoronankona illustre à quel point la question du développement est complexe. Afin de désengorger la circulation dans cette partie de la capitale, l'État a décidé de transférer la gare routière de ce côté de la Capitale, tout en valorisant l'investissement dans la nouvelle gare routière bâtie sous la présidence de Hery Rajaonarimampianina, mais qui avait été curieusement snobée par Rajoelina durant (…) - Politique

Read at Madagascar Tribune

Manifestation à Ambatofotsy : le régime né de la rue se retrouve près d'un an après la prise de pouvoir confronté à la rue

Madagascar renoue avec les images de barricades, de gaz lacrymogènes et d'affrontements. Mais cette fois, ces scènes ont une résonance politique particulière. Près d'un an après le mouvement de la rue qui avait ouvert la voie au changement de régime, les autorités issues de cette séquence de contestation se retrouvent à leur tour confrontées à la rue. Mardi 15 septembre, des transporteurs opposés à leur transfert de Fasan'ny Karana vers la nouvelle gare d'Amoronakona ont bloqué la RN7 à (…) - Société

Read at Madagascar Tribune

Justice : un projet de loi pour protéger les lanceurs d'alerte et les témoins

Madagascar veut renforcer son arsenal juridique dans la lutte contre la corruption en instaurant un cadre spécifique pour les lanceurs d'alerte et les témoins. Un projet de loi élaboré par le gouvernement prévoit de définir leur statut, d'organiser leur protection et de sanctionner les représailles dont ils pourraient être victimes. Le sujet est au cœur d'un atelier régional organisé à Antananarivo du 15 au 17 septembre, avec des représentants des Comores, des Maldives, de Maurice, des (…) - Politique

Read at Madagascar Tribune

Omda : Mpamorona 34 hisitraka fisotroan-dronono

Lanonan’ny mpianakavy no nitranga teny Faravohitra, omaly. Nindrana ny efitrano fanaovam-petin’ny Ekar ny Ofisim-pirenena misahana ny zon’ny mpamorona na Omda, nentina nandraisana ireo mpamorona, mpikambana. Nampahafantarina nandritra izany fa misy mpamorona vaovao miisa 34 mianadahy hisitraka ny fisotroan-dronono manomboka izao. Ireo mpamorona anatin’ny tontolon’ny zavakanto, mpikambana feno eo anivon’ny Omda, …

Read at Newsmada

« Smooth Night » andiany faha-20 : Hamerina ny hiran’i Mariah Carey ry Yrinaf

12 taona, hiditra amin’ny seho faha-20. Efa mitoetra ho anisan’ireo hetsika mametraka tantara ny « Smooth Night”. Mitohy hatrany, ka hotontosaina ny 2 oktobra ho avy izao, ny andiany faha-20 etsy amin’ ny Ibis Hôtel Ankoron­drano, manomboka amin’ny 8 ora sy fahefany alina. Hiavaka kely, satria hamerina sy ha­melona ireo sangasan’i …

Read at Newsmada

Handball – Afrika « Cadets » : Resin’i Algeria i Madagasikara

“Vao manomboka dia resy!” Ratsy ny vokatra ho an’ny ekipam-pirenena malagasy Akio tamin’ity fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika “Can 2026”, taranja handball, sokajy “Cadets”, sokajy lehilahy ity. Fihaonana tontosaina any Côte d’Ivoire, nanomboka omaly hatramin’ny 22 septambra. Resin’i Algeria, tamin’ny isa 36 no ho 15, ny Malagasy nandritra ny andro voalohan’ny …

Read at Newsmada

Basikety – “FIBA 3 X 3”, U23 World Cup: Indroa resy ny Ankoay

Faharesena indroa no nisantaran’ny Ankoay ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja basikety lalaovina olona telo, sokajy U23, vehivavy. Faharesena tsy niady ny iray tamin’izany. Noho ny tsy fahatongavana ara-potoana ny anton’izany. Mbola hiatrika lalao roa hafa izy ireo, rahampitso alakamisy. Ratsy fiditra ny Ankoay teo amin’ny fiadiana ny ho …

Read at Newsmada

Oniversiten’i Fianarantsoa : Miofana any Etazonia ny mpitarika

Voafantina handray anjara amin’ny International Visitor Leadership Program (IVLP), hifantoka amin’ny fiaraha-miasa stratejika amin’ny oniversite any Etazonia, i Hajalalaina Aimé Richard, filohan’ny oniversiten’i Fianarantsoa. Hitsidika oniversite maro ao anatin’ny telo herinandro ny tenany, toy ny any Washington D.C Baltimore, Maryland; Kalamazoo, Michigan; East Lansing, Michigan; Iowa City, Iowa ary New …

Read at Newsmada

Sombim-baovao

 Norombahin’ny ekipam-pirenena malagasy, nisy an’i Bondy sy i Balôty ary i Lova, ny andiany faha-47 “National Open Top 1000 de Chalon sur Saone”, taranja tsipy kanetibe. Fihaonana notanterahina tany France, ny alahady lasa teo. Resin’izy ireo teo amin’ny famaranana, tamin’ny isa 13 no ho 9, ny ekipan’i Laleuf.  Hanomboka rahampitso, …

Read at Newsmada

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.