Madagascar
Latest from your sources
FOLLOW THE THREAD · Madagascar

Madagascar

@madagascar

Explore news from Madagascar through the publisher feeds gathered here. Local reporting can add detail about communities, public affairs and the economy that a broad international headline leaves out. Each item keeps its source and publication time visible.

Check whether a story concerns a particular town, region or the country as a whole. If you use translation, return to the original for place names, quotations and administrative terms that may lose meaning in a summary.

Fitaterana : Ho hentitra ny lalàna mifehy ny fifamoivoizana

Ialohavan’ny fanentanana ny sazy, araka ny fanamba­rana sy fampahafantarana. Nampitovy tadin-dokanga eo amin’ny fanajana ny lalàn’ny fitaterana sy ny fifamoivoizana ireo tomponandraikitra misa­hana izany. Handray fepetra hentitra ny minisiteran’ny Fitaterana sy ireo rantsamangaikany, ahitana ny avy amin’ ny Antokondraharaha momba ny fitaterana an-tanety sy ny avy amin’ny DSPAR. Mana­mpy azy …

Read at Newsmada

Antenimierampirenena : Notsidihin’ny delegasionina frantsay

Nanatanteraka fitsidi­hana ara-pomba fifanajana teny amin’ny An­tenimierampirenena, Tsimba­zaza, ny delegasionin’ny An­teni­mierampirenena frantsay, notarihan’ny filohan’ny vaomieran’ny raharaham-bahiny, i Bruno Fuchs, afakomaly. Niara-dalana taminy ny mpanolotsaina ara-diplaomatika sy ny tomponandraikitra am­bony ao amin’ny Masoivoho frantsay eto Madagasikara. Ny fifandraisan’i Madagasi­kara sy i Frantsa no tena niompanan’ny fihaonana. Nambaran’ny filohan’ny Antenimierampirenena, Ran­dri­ana­soloniaiko Siteny, …

Read at Newsmada

Fiverenana ifotony : Lany andro mifampitsikera ny Malagasy

Manomboka mifoha ireo natoritory. Mipoitra ny atsy, miseho ny aroa. Samy manatanteraka hetsika ho fampahafantarana ny kolontsaina sy ny zavakanto ary ireo fomba amam-panao niainan’ny Mala­gasy fahiny. Mitombo isa mifanindran-dalana amin’izay ihany koa ny fifampitsikerana. Tranga mifanohitra tanteraka amin’itsy tanjona tratrarina. Fahiny, nahay nifanohana sy niray hina ny Malagasy. An­kehitriny, …

Read at Newsmada

« Tapôlaka Glady Timeless” : Hampiainana ny sanga­na­san’i Rossy ranoiray

Anatin’ny fanomanana faramparany ny ekipa. Efa mipetrapetraka, saingy mbola maro ny pitsopitsony, satria goavana ny hetsika homanina. Tsikaritra izany nandritra ny fitsidihana sady fihaonan’i Rossy sy ny ekipany tamin’ny mpanao ga­zety, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Maha­ma­sina, omaly. Ao no hanatontosana ilay “Tapôlaka Glady Timeless”, ny sabotsy 22 aogositra izao, hanomboka …

Read at Newsmada

INDRAY MIJERY

Mitohy anio ny fanaovam-baksiny miaro amin’­ny aretina Mpox eny amin’ny Polyteknika Vonto­vorona. Entina manakaiky ny mpianatra ny vaksiny ary atao ny fanentanana sy fandresen-dahatra azy ireo hiaro tena amin’ny valanaretina. Nisy ireo mpianatra navitrika tamin’izany. Mialoha ny fanasaziana dia hanentana ny tompon’andraikitry ny fitaterana mahakasika ny tsy tokony hampiasana jiro …

Read at Newsmada

Santé publique: Cenhosoa affiche ses ambitions dans l’océan Indien

Les célébrations du 135e anniversaire du Centre hospitalier de Soavinandriana (Cenhosoa), plus connu sous le nom d’Hôpital militaire (Homi), se sont ouvertes hier. A cette occasion, le directeur général de l’établissement, le médecin général de division Willy Ratovondrainy, a présenté les perspectives pour les quinze prochaines années, dans l’optique des …

Read at Newsmada

Madagascar – France : le député Bruno Fuchs reçu par Michaël Randrianirina

Après avoir rencontré les autorités, les représentants de la jeunesse et du secteur privé et visité des projets financés par l’Agence française de développement (AFD), le député français Bruno Fuchs, président de la commission des Affaires étrangères, accompagné de plusieurs conseillers, a été reçu par le président de la Refondation, …

Read at Newsmada

Sadc – Lutte contre la corruption: Madagascar face au défi de la coopération régionale

La lutte contre la corruption ne peut plus se limiter aux frontières nationales. C’est l’un des principaux messages émanant de Durban (Afrique du Sud), où se tient, du 18 au 21 août 2026, le Forum de la société civile de la Communauté de développement de l’Afrique australe (Sadc). Transparency International …

Read at Newsmada

VAOVAO TAMBATRA

Vata mpanova herinaratra miisa 36 no hampiakaran’ny Jirama tanjaka ary 16 no vao ho apetraka hana­tsarana ny famatsiana herinaratra eto amin’ny tambajotra iraisan’Antananarivo (RIA). Anisan’ny hisitraka ny tetikasa i Maibahoaka, Besarety, Tsaramasay, Avara­doha, Tsia­dana, Sabotsy Namehana, Iavoloha, Anosy Avaratra, Mora­rano, Ambohipo, Ampangabe, Saropody, Talata­maty, Ando­hatapenaka, Ivato Firai­sana ary Soavina. Hotanterahina …

Read at Newsmada

Rodorodon’ny tantsaha 2026: Varavarana ho an’ny mpamokatra

Ho lasa mpandraharaha afaka manome lanja sy mampitombo ny fidiram-bolany. Io no tanjona mandritra ny hetsika « Rodorodon’ny tantsaha » andiany fahefatra, atao etsy amin’ ny Kianjan’ ny Makis Andohatapenaka, hatramin’ny 23 aogositra. “Manana anjara toerana lehibe amin’ny fampandrosoana ny firenena ny tantsaha”, hoy ny minisitry ny Fambolena sy ny fahaleovantena ara-tsakafo, …

Read at Newsmada

Eau et électricité : les perturbations reviennent dans le quotidien des habitants de la capitale

Depuis plusieurs jours, l'approvisionnement en eau devient de nouveau difficile dans certains quartiers d'Antananarivo. Baisses de pression, perturbations et parfois coupures sont observées dans différents secteurs de la capitale. Une situation qui intervient parallèlement au retour de coupures d'électricité, après une période d'amélioration de la fourniture. Pour les usagers, les difficultés pourraient se poursuivre la semaine prochaine. La JIRAMA annonce en effet de nouvelles (…) - Société

Read at Madagascar Tribune

France-Madagascar : Bruno Fuchs reçu à Ambohitsorohitra

La coopération entre Madagascar et la France était au centre des échanges, mercredi 19 août, à Ambohitsorohitra. Michaël Randrianirina a reçu Bruno Fuchs, président de la commission des affaires étrangères de l'Assemblée nationale française, venu à Antananarivo à la tête d'une délégation parlementaire. Cette visite intervient à une période où Madagascar reconfigure progressivement ses relations internationales. Les nouvelles autorités entendent maintenir les liens avec les partenaires (…) - Coopération

Read at Madagascar Tribune

Handball – Afrika 2026: Hivondrona amin’ity herinandro ity ny Akio

Afaka andro vitsy sisa dia hanomboka ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika “Can 2026”, taranja handball, ho an’ny sokajy “Cadets” sy “Juniors”, lehilahy, izay hatao ao Abidjan. Ny volana septambra ho avy izao no hanatanterahina izany. Anisan’ireo mandray anjara amin’izany ny ekipa nasionaly malagasy Akio. Raha tsy misy ny fiovana, …

Read at Newsmada

Volley-ball – « Mada D2 »: Horaisin’ny ligin’ Analamanga

Tsy misy fialantsasatra fa mitohy avy hatrany ny fandaharam-potoana ho an’ny Federasiona malagasin’ny volley-ball (FMVB). Taorian’ny fandraisana ny “Championnat des Nations U18), hiditra amin’ny fifaninanam-pirenena dia ny amboaran’i Madagasikara D2, lahy sy vavy, indray ry zareo. Hotanterahina ny 4 ka hatramin’ny 12 septambra ho avy izao izany, ka hampiantrano ny …

Read at Newsmada

SOMBIM-BAOVAO

Voafidy indray hitantana ny Federasiona malagasin’ny FMHMC, izay ivondronan’ny taranja Haltéro­philie sy ny fitaizana ara-batana “Musculation” ary ny “culturisme” Randriamanarivo Harinelina Jean Alex. Fifidianana izay natao tetsy Ivandry, afakomaly. Nahazo vato fito tamin’ireo ligy fito ny tenany. Nanolotra tohana toy ny vary sy vola ho an’ireo ekipa nandray anjara tamin’ny …

Read at Newsmada

Michaël Randrianirina défend le dialogue politique pour accélérer la tenue des élections

Le président de la Refondation de la République, le colonel Michaël Randrianirina, défend les consultations politiques engagées depuis plusieurs semaines à Madagascar. À son retour du sommet de la Communauté de développement de l'Afrique australe (SADC), organisé à Durban, en Afrique du Sud, le chef de l'État a expliqué que cette démarche s'inscrivait dans le cadre de la gouvernance électorale et devait notamment permettre d'accompagner la CENI dans la préparation des prochaines échéances. (…) - Politique

Read at Madagascar Tribune

La SADC soutient la Refondation mais exige une gouvernance inclusive

À l'issue de son 46e Sommet des chefs d'État et de gouvernement à Durban, l'organisation régionale encourage Madagascar à poursuivre sa marche vers le retour à la normalité constitutionnelle. Cet accompagnement est toutefois assorti de plusieurs recommandations portant notamment sur le fonctionnement démocratique, la redevabilité, les droits de l'Homme et la participation citoyenne. Dans son communiqué, la SADC salue également les consultations menées à Madagascar sous l'égide de son (…) - Politique

Read at Madagascar Tribune

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.