Midi Madagasikara
-
03:00 Jun 09, 2026
Diabe na Carnaval nianga avy eny amin’ny « Rond point, » eo akaikin’ny kianjan’ny 29 Martsa no nentina nanamarihana ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny tontolo iainana ny zoma faha 05 jona taona 2026 lasa teo iny. Izay nampitondrana ny lohahevitra hoe: « Arovy ny tanintsika, tsinjovo ny zava-boary, mandraisa andraikitra ho an’ny toetr’andro […] L’article Maevatanàna : Hetsika maro samihafa no hita nandritra ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny tontolo iainana est apparu en premier sur Midi Madagasikara.