Newsmada
-
04:44 Jun 12, 2026
Notontosaina, omaly, tao amin’ny kianjan’ny Azteca, Meksika, ny lanonam-panokafana ny fiadiana ny amboara maneran-tany, taranja baolina kitra “Mondial 2026”. Nakotroka ny fanokafana, izay nahitana karazana seho mampahatsiahy ny tantaran’ity fifaninanana iraisam-pirenena ity, eo ihany koa, ny hira izay maneho ny kolontsain’ i Meksika sy Etazonia ary i Canada, izay firenena […]