Itasy | Madagascar

"Itasy" in Madagascar feed

  • Faritr’Itasy : Taribin-jiro 600 m nisy nangalatra
    Newsmada - 04:44 Sep 24, 2026
    Mirongatra ny halatra taribin-jiro any amin’ny lalam-pirenena voalohany, indrindra any amin’ny faritra Itasy. Tamin’ny alin’ny alatsinainy 14 septambra teo, nahatratra 600 m ny taribin-jiro nisy nangalatra tamin’ny zotra «triphasée» eny Soamahamanina. Niteraka fahatapahan’ny fa­matsiana herinaratra maro izany, nanomboka teo Soa­mahamanina, Mandiavato, Miarinarivo, Manazary, Am­batomanjaka, Analavory, Am­pefy, Mananasy hatrany Soa­vinandriana. Nametraka […]
    Tags: Itasy
  • Filohan’ny oniversite Itasy: Nisy nitory eny amin’ny Bianco
    Newsmada - 04:39 Apr 02, 2026
    Nisy nitory eny anivon’ny Bianco ny filohan’ny oniversiten’ny faritra Itasy. Maromaro ny anton’izany, araka ny loharanom-baovao. Anisan’ny tafiditra ao anatin’izany fitoriana izany ny fisandohana andraikitra sy fiahiahiana fanodinkodinam-bola hatrany amin’ny dimy tapitrisa Ariary. Manampy izany koa ny na­kana fiarabe miisa efatra, tsy nifanaraka amin’ny dingana ara-dalàna tokony harahina. Mifandraika amin’izany […]
  • Soavinandriana sy Itasy : Nahazo fitaovam-pandrefesana
    Newsmada - 04:45 Feb 25, 2026
    Notokanana tamin’ity herinandro ity ny fitaovam-pandrefesana ny singa mandrafitra ny toetry ny andro mahaleo tena ao Soavinandriana sy Itasy, napetraky ny Foibe fa­mantarana ny toetry ny andro sy ny Cirad. Ao anatin’ny tetikasa « Démarches intégrées et accompagnement pour une agriculture familiale à Mada­gascar innovante et résiliente aux changements climatiques […]
  • 10 taona ny Oniversiten’Itasy: 20 ny lalam-piofanana amin’ny sekoly ambony
    Newsmada - 06:17 Jan 03, 2025
    10 taona niorenana ny Oniversite any Itasy, natao ho fanitarana ny Oniversite eto Antananarivo, handray ireo mpianatra monina anatin’ny faritra sy ny manodidina. 20 amin’izao fotoana izao ny lalam-piofanana (parcours) azon’ny mpianatra hisafidianana amin’ny ivontoeram-pampianarana dimy misy ao an-toerana. Ecole supérieure de l’ingénierie, Ecole supérieure de l’économie, de droits et […]
    Tags: Itasy