Tontosa | News

  • Betsiboka : Tontosa ny fikaonandohan’ny firaisamonim-pirenena
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 29, 2026
    Navitrika tokoa ireo mpandray anjara avy amin’ny firaisamonim-pirenena, izay nahitana solontena amin’ireo disitrika telo ato anatin’ny faritra Betsiboka: Maevatanàna, Tsaratanàna, Kandreho nandritra ny telo andro nisesy nanomboka tamin’ny datin’ny faha: 20-21-22 Jolay taona 2026 lasa teo iny, tao amin’ny efitranom-pivorian’ny  » idealy parc  » Anosikely Atsimo, ato anatin’ny kaominina Maevatanàna ambonivohitra, tamin’ny alalan’ny fikaonandoham-paritra natao. […] L’article Betsiboka : Tontosa ny fikaonandohan’ny firaisamonim-pirenena est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Oniversitén’i Toamasina : Tontosa ny semineran’ny ” École doctorale”
    Newsmada - 04:39 Apr 07, 2026
    Tontosa ny zoma 27 marsa lasa teo, tao amin’ny trano fisakafoana “La Marmite “-Mangarano, ny semineran’ny «Ecole doctorale», nandraisan’ireo mpisehatra rehetra manerana ny Nosy sy ny solontena avy any Rouen sy Frantsa anjara. « Fampia­ka­rana ambony ny lanjan’ny oniversité malagasy izao fahavitan’ny seminera iraisam-pirenena izao », hoy ny talen’ny École doctorale de […]
    Tags: Tontosa
  • Diosezy Fenoarivo Antsinanana : Tontosa ny famehatrahana ny Mgr Marek Ochlak, Eveka vaovao
    Newsmada - 04:52 Aug 11, 2025
    Tontosa, omaly, tao amin’ny kianja manara-penitra fanaovana baolina kitra Sahavola, ny fametrahana amin’ny fomba ofisialy ny Eveka vaovao hitantana ny diosezin’i Fenoarivo Atsi­nanana. Ny Mgr Marek Ochlak no voafidin’ny Pa­pa Fransoa hitantana io diosezy io.  Nomarihana tamin’ny alalan’ny Sorona Ma­sina izay notarihin’ny Nonce Apostolique miaraka amin’ny Kardinaly Arsevekan’i Toamasina izany. […]