Newsmada
-
04:39 Apr 07, 2026
Tontosa ny zoma 27 marsa lasa teo, tao amin’ny trano fisakafoana “La Marmite “-Mangarano, ny semineran’ny «Ecole doctorale», nandraisan’ireo mpisehatra rehetra manerana ny Nosy sy ny solontena avy any Rouen sy Frantsa anjara. « Fampiakarana ambony ny lanjan’ny oniversité malagasy izao fahavitan’ny seminera iraisam-pirenena izao », hoy ny talen’ny École doctorale de […]