Newsmada
-
04:42 Oct 01, 2026
Notokanana omaly ny kianja fanaovana fanatanjahantena marolafy ao amin’ny CEG Antanimbarinandriana. Fiaraha-miasa amin’ny Fondation Axian, ao anatin’ny tetikasa « Mihetsika Mvola » no nahafahana namita ity fotodrafitrasa ity. Ankoatra ny kianja, nasiana toerana manokana hahafahana misolo akanjo mialoha sy aorian’ny fanatanjahantena ihany koa mba handrisika ny vehivavy hiantsehatra amin’ izany. […]