Newsmada
-
04:40 May 22, 2026
Sekoly maromaro eto Antananarivo no hisitraka fampitaovana avy amin’ny Orange Madagasikara, ao anatin’ny fandaharanasa sekoly niomerika ho an’ny taom-pianarana 2025-2026. Nahazo ny anjarany ny EPP sy CEG Nanisana, omaly. Nitombo isa ny sekoly manome fanabeazana niomerika eto Madagasikara. Nanomboka omaly, niditra amin’ny fikirakirana fitaovana niomerika avy amin’ ny orinasa Orange […]