Newsmada
-
04:56 Jun 29, 2026
Efa-taona aty aoriana! Voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara, Pureplay Foot-ball League (PFL), ny CFFA Andoharanofotsy, ary lasan’ izy ireo ny lelavola 20 tapitrisa Ariary. Lavon’izy ireo tamin’ny isa 2 no ho 1 ny Ajesaia Antaninkatsaka, omaly, teny amin’ny Kianjan’ny Elgeco Plus By-pass. Raha hiverenana ny fifanandrinana teny an-toerana, nanjakan’ny CFFA mihitsy […]