Newsmada
-
04:32 Oct 21, 2026
Hotontosaina manomboka anio hatramin’ny 25 oktobra ho avy izao, ny fifanintsanana dingana voalohany, ho an’ny taranja basikety “Road To Bal”, izay karakarain’ny Fiba Afrika, ao Hoima City, Oganda. Ho an’ny CosPN, solontenan’i Madagasikara, hifanandrina amin’izy ireo ny Urunani BBC avy ao Burundi. Fihaonana tafiditra anatin’ny fifanintsanana isam-bondrona “D”, ho an’ny […]