Newsmada
-
06:09 Jun 19, 2026
Lasibatry ny fanakianana i Cristiano Ronaldo (CR7), taorian’ny lalao nikatrohan’i Portugal sy ny RD Congo, ny alarobia lasa teo. Vokatra nandiso fanantenana ny rehetra satria voatazona sahala ny Seleçao Portuga Tsy ilay ady sahala, 1 sy 1, teo amin’i Portugal sy ny RD Congo no nahatezitra ny olona fa ny […]