Newsmada
-
05:53 Oct 13, 2026
Anisan’ireo firenena hiatrika ny fiadiana ny ho tompodaka maneran-tany «Mondiaux 2026 » taranja «Echecs», i Madagasikara. Fihaonana hotanterahina any Roquetas de Mar, Espagne, manomboka anio ka hatramin’ny 21 oktobra ho avy izao. Ho an’ny sokajy zandriny U7 ka hatramin’ny U17, zazalahy sy zazavavy, ity fifaninanana ity. Mpilalao 8 mianadahy no hiaro […]