Newsmada
-
04:45 Oct 02, 2026
Nodimandry ny alarobia alina i Tovonkery Jean Fabien, na i Fabien Jamba. Mpihira, mpanafana lanonana no nahafantarana azy. Malagasy mpanakanto maro no efa niara-niasa taminy. Hira nahafantarana azy: “Ho faty”, “Annick”, sns. Efa narary teny amin’ny klinika Saint François d’Assise Ankadifotsy nandritra ny andro vitsy izy. Tojo fahalemena tampoka nandritra […]