Fanavaozana | Madagascar

"Fanavaozana" in Madagascar feed

  • Minisiteran’ny Fanavaozana: «Ilaina ny fanovana toe-tsaina»
    Newsmada - 05:29 Jul 14, 2026
    Napetraka tamin’ny fom­ba ofisialy tao Toama­sina ny talem-paritry ny minisiteran’ny Fanavaozana. Voatendry ho amin’izany, ho an’ny faritra Atsinanana, i Boizy Blandine, raha Aldine Bernadette kosa ho an’ny faritra Analanjirofo. Nitarika izany ny minisitra misahana ny Fanavaozana, ny Me Razafi­ma­nan­tsoa Hanitra. «Hiton­dra fanavaozana lehibe eto amin’ny firenena ity minisitera ity ka […]
  • Fandaharanasan’ny Fanavaozana: Hanara-maso ny fikaonandoha ny Sadc
    Newsmada - 04:44 May 05, 2026
    Manaraka akaiky. Nam­ba­ran’ny minisitra misahana ny Fanavaozana, ny Me Razafimanantsoa Hanitra, fa anisan’ny hanamarika ity herinandro ity ny fahatongavan’ny iraky ny Sadc.  « Hijery ny fandrosoan’ny asa araka ny voafaritra ao amin’ny fandaharanasan’ny Fanavaozana izy ireo. Horesahina mandritra ny fihaonana koa ny momba ny tetibola hanatanterahana ny fikaonandoham-pirenena », hoy izy, tetsy […]
  • Fakafaka: Fanavaozana inona?
    Newsmada - 04:50 Dec 16, 2025
    Fanavaozana, fanovana toe-tsaina, fananganana rafitra vaovao. Voambolana malaza amin’izao fotoana ireo, satria anatin’ny vanim-potoana tokony hitondra mankany amin’ny fiovana i Madagasikara. Inona ny mahakasika ny kolontsaina, amin’izany fanavaozana izany? Izy rehetra. Mba tsy hilazana fa ny lafiny kolontsaina mihitsy no kitihina amin’izany. Saingy mety ilay voambolana« fanavaozana » no tsy mampitovy hevitra. […]