Newsmada
-
05:59 Aug 26, 2026
Natolotry ny FFKM ofisialy teny amin’ny Village Voara Andohatapenaka, omaly, ireo mpikambana mandrafitra ny birao sy komity teknika hitantana ny Fikaonandoham-pirenena. Mizara 4 mazava izay birao izay. Ahitana ny filankevi-pitantanana izay misy mpitantana 17. Anisan’ny voatendry ao anatin’ny filankevi-pitantanana, ny Praiminisitra teo aloha, Ramandimbiarison Zaza sy ny mpahay toekarena, Zafimahova […]