Newsmada
-
04:54 Sep 26, 2026
Rahampitso ilay andro lehibe ho an’ny tarika AmbondronA sy ny mpankafy azy. Tsy ny famenoana ny Coliseum intsony ny fanambin’ny tarika, fa hametraka seho ho tantara. Herinandro mialoha no nanomboka ny fanomanana ny sehatra. Tsy mbola fahita hatrizay nisian’ny seho tao amin’ny Coliseum Antsonjombe no homanin’ny tarika AmbondronA. «Ivony no nataonay […]