Newsmada
-
06:27 Aug 21, 2026
Nisafidy ny Nosy rahavavy, Maurice, ihany koa ny CFFA Andoharanofotsy hampiantranoana ny fihaonany amin’ny Lijabatho FC Lesotho, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika «Ligue des Champions Caf». Nambaran’ny loharanom-baovao eo anivon’ny klioba CFFA Andoharanofotsy, omaly, fa ao Maurice no handraisan’izy ireo ny lalao savaranonando mandroso, hiadiana ny ho tompondakan’i […]