Nisitraka | Madagascar

"Nisitraka" in Madagascar feed

  • SMA : Nisitraka fampitaovana vaovao
    Newsmada - 07:00 Oct 14, 2026
    Nisitraka kamiao lehibe, miisa 32, hitaterana fako manerana ny tanànan’Antananarivo Renivohitra ny Orinasa monisipaly misahana ny fanadiovana (SMA). Avy amin’ny masoivoho japoney misahana ny fiaraha-miasa iraisam-pirenena na ny Jica ireo fitaovana ireo. « Manampy amin’ny fanamorana ny fanantanterahana ny asa eny an-kianja ny fitaovana azo », hoy ny lehiben’ny sampandraharaha teknika eo […]