Newsmada
-
04:45 Oct 02, 2026
Andrasana fatratra izay ho fitrangan’ny sehon’i Njakatiana ao amin’ny Coliseum. Anisan’ireo mpanakanto mametraka fanamby ambony foana koa mantsy izy. «Ho antsika mianakavy jiaby». Tsy lohatenin’ny fampisehoana akory, fa lohahevitra hovoizina mandritra ilay fampisehoana hotontosain’i Njakatiana, ny alahady 4 oktobra izao, etsy amin’ny Coliseum Antsonjombe io. «Ny tarika Njakatiana te haneho […]