Newsmada
-
04:27 Oct 22, 2026
Nambara tetsy Antanimena, omaly, fa hisy ny hetsika fiaraha-mientan’ny fikambanana iraisam-pirenena momba ny fahasalamana sy ny Rotary, hiadiana amin’ny lefakozatra. Ho fanamarihana izany, hisy ny diabe ho an’ny besinimaro, izay hotontosaina eto an-dRenivohitra, ny sabotsy 24 oktobra 2026 ho avy izao. Manentana ny rehetra, araka izany, ny mpikarakara mba handray […]