Newsmada
-
04:52 May 06, 2026
Nahafapo ny vokatra ho an’ny taranja tsipy kanetibe, ny faran’ny herinandro lasa teo, tany Maurice. Noporofoin’ny Malagasy hatrany fa tsy sahaza ny fahaiza-manaony intsony ny aty Afrika sy ny ranomasimbe Indianina. Tafaverina an-tanindrazana, afakomaly, ny ekipam-pirenena malagasy, tsipy kanetibe. Avy niatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, faritra fahefatra izy […]