Toliara | Madagascar

"Toliara" in Madagascar feed

  • Prefet an’i Toliara : laharam-pahamehana ny fandriampahalemana
    Newsmada - 04:48 Apr 18, 2024
    Nametraka fanamby. Tontosa, omaly, ny famindram-pitantanana eo amin’ny Prefet teo aloha misahana an’i Toliara, Solondraza Arson Lydor André sy ny Prefet vaovao, Ratovelo Thierry Aubin. Tanjon’ny mpitantana vaovao eo anivon’ny prefektiora ny fametrahana fandriampahalemana mialoha sy ny aorian’ ny fifidianana. Tafiditra ao anatin’izany koa anefa ny fanatanterahana ny politika ankapoben’ny […]
  • 3FB Toliara sy Mama FC: natsahatra ny lalao
    Newsmada - 04:35 Apr 16, 2024
    Notanterahina ny faran’ny herinandro teo ny andro fahafito, fifaninanam-pirenena, « Pureplay Football League (PFL) », taranja baolina kitra. Nisy ny lalao natsahatra noho ny fikasihan-tanana nataona mpijery iray tamin’ny mpitsara, teny Vonto­vo­rona, nandritra ny fifanandrinan’ny 3FB Toliara sy ny Mama FC. Araka ny loharanom-baovao iray, najanona teo amin’ny minitra faha-35, fizaram-potoana voalohany, […]
  • Savorovoro tany Toliara : manameloka ny herisetra ny FMF
    Newsmada - 04:51 Mar 14, 2024
    Mbola mitana ny sain’ny mpanara-baovao eo amin’ny baolina kitra malagasy, ny savorovoro nitranga tany Toliara, ny alahady lasa teo. Fihaonana nikatrohan’ny Dato FC sy ny 3FB Toliara, andro fahefatra amin’ny fiadiana ny ho tompondakam-pirenena na ny “Pureplay football league” (PFL). Manoloana izany, namoaka fanambarana ny komity mpitantana eo anivon’ny federasiona […]