Newsmada
-
04:43 Jul 06, 2026
Notontosaina ny faran’ny herinandro lasa teo, ny ampahavalon-dalan’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja baolina kitra, Yas Coupe 2026. Maro ireo klioba sangany mbola manohy ny diany amin’ity fifanintsanana ity, anisan’izany ny Elgeco Plus, tompon’ny amboara farany, ny CFFA Andoharanofotsy, tompondakan’i Madagasikara, ny Cosfa Miaramila, ny Fc Rouge, izay nandresy tsy […]