Newsmada
-
04:44 Apr 21, 2026
Notanterahina, omaly teny Andraharo, ny fifanaovan-tsonia eo amin’ny Padel MPPT Tour sy ny Yas Madagasikara. Nanatanteraka izany, i Garry Ah-Waye, tomponandraikitry ny MPPTour sy i Benoit Janin, tale jeneralin’ny Yas Madagasikara. Notsiahivin’ny mpitantana ny Padel MPPTour fa mifantoka amin’ny fampivoarana ny taranja amin’ny alalan’ny fahaiza-manao sy ny fahavitrihan’ity orinasan-tserasera ity […]