Madagascar

  • Fitoriana an-kira : Manohy ny lalany ny tarika Lova Sakaiza
    Newsmada - 06:02 Jun 17, 2026
    Mitory an-kira, milalao gadona maroloko. Mirona kokoa amin’ny fivoizana ny gadona mihetsika toy ny pop rock, reggae, sns ny tarika Lova Sakaiza. Mahafehy ny bankira hafa toy ny bagasy, slow, sns ihany koa anefa. Ny volana febroary teo. Namoaka ny rindrantsary “Saintsaino” amin’ny endrika “USB” ny tarika. Nahatratra 17 ny […]
  • TARATRY ny KANTO
    Newsmada - 06:02 Jun 17, 2026
    “Hip-Hop Session”, eny amin’ny Oniversiten’Antananarivo. Anio, manomboka amin’ny 1 ora ny fotoana, iarahana amin’ireo efa fanta-daza toa an-dry Buddha El Taga, Samantha & Kayah, Doubl’Enn, Laz, Netyk, Typik, Septic, Ti-Ah, sns. Seho ifandimbiasana, eo amin’ny Esplanade, izay toerana manan-tantara eny amin’ny Oniver­site izy ity. Tafiditra anatin’ny fankalazana ny faha-65 taonan’ny […]
  • Notebahan’ny mpanao gazety; « Nalain’i Cap-Vert baraka i Espagne »
    Newsmada - 06:01 Jun 17, 2026
    Nametraka tantara vaovao eo amin’ny «Mondial”, ny Les Requins Bleus, Cap-Vert. Notazomin’izy ireo ady sahala ny La Furia Roja avy any Espagne, ho an’ny vondrona “H”. Fahafaham-baraka ho an’i Espagne ny vokatra, hoy ny gazety any an-toerana. Resa-be maneran-tany ny ady sahala, 0 no ho 0, teo amin’ny La Furia […]
  • Tetikasa Haratonaina : Fianakaviana maro afaka tanaty faharefoana
    Newsmada - 06:01 Jun 17, 2026
    Mitohy anio ny fampirantiana mahakasika ny tetikasa “Haratonaina”, etsy amin’ny Gymnase Ankorondrano. Efa nanomboka ny taona 2014 no natao teto Madagasikara ity tetikasa ity, izay famatsiam-bolan’ny Banky iraisam-pirenena ary tanterahin’ny Fid. Mitondra sy mampahafantatra ny vokatry ny Hara­tonaina ireo mpisitraka manerana ny Nosy. Misy ireo efa nifarana tanteraka ny fandaharanasa […]
  • PLFR 2026 : plusieurs amendements apportés
    Madagascar Tribune - 08:01 Jun 16, 2026
    Le ministre de l'Économie et des Finances, Herinjatovo Aimé Ramiarison, a présenté hier à l'Assemblée Nationale à Tsimbazaza les amendements du Projet de loi de finances Rectificative (PLFR) 2026. Parmi les mesures les plus remarquées figure la suspension de la Taxe sur les véhicules motorisés (TVM). Face à la polémique suscitée par cette disposition, le gouvernement a décidé de mettre son application en attente. Le texte amendé prévoit également un allègement de la fiscalité appliquée (…) - Economie
    Tags: PLFR
  • CEPE 2026 : plus de 583 000 candidats
    Madagascar Tribune - 07:07 Jun 16, 2026
    Au total, 583 463 candidats sont attendus ce mardi 16 juin dans les centres d'examen pour tenter de décrocher le Certificat d'Études Primaires Élémentaires (CEPE), premier diplôme officiel délivré par l'Etat. Les épreuves se déroulent dans 2 113 centres répartis sur l'ensemble du territoire national. Le Ministère de l'Education Nationale a mis en garde contre ces tentatives de fraudes suite à des publications sur les réseaux sociaux de vente de sujets d'examen du CEPE depuis quelques (…) - Education
    Tags: CEPE
  • « Star Tour » Antananarivo: Andrasana fatratra ny tarika Rossy
    Newsmada - 05:54 Jun 16, 2026
    Sambany hanafana ny «Star Tour» ny tarika Rossy… Anisan’ireo nanomboka ny «THB Tour» taloha kosa anefa, ary mbola mitoetra ankehitriny ny lazan’ilay hira «THB» nataon’i Rossy hatramin’izao. Anisan’ny vaovao lehibe ho an’ny mpankafy ny nahafantarana fa iray amin’ireo mpanakanto hanafana ny «Star Tour 2026» eto Antana­narivo, etsy amin’ny Coliseum ny […]
  • TARATRY ny KANTO
    Newsmada - 05:53 Jun 16, 2026
    Hanatanteraka ny «Festival de musique chrétienne» andiany faharoa ny Orchestre Philharmoni­que.Fampisehoana hotanterahina ao amin’ny Paroisse internationale Andohalo, ny alahady 21 jona izao, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro. Fizarana voalohany, hitendren-dry zareo ny «chants liturgiques» voarakitra ao anatin’ny Tiona sy ny Antema FFPM. Ny tapany faharoa, hamelomana ireo «classiques sy oratorios», […]
  • « Fetin’ny Mozika » : Hifarimbonan’ny vao misondrotra sy ny kalaza
    Newsmada - 05:53 Jun 16, 2026
    Efa ho 30 taona izao no nanamarihana koa ny « Fetin’ny mozika » taty Madagasikara. Niova lamina, toerana lehibe kokoa ny eto Antananarivo amin’ity. Lasa toerana fanaovana fampisehoana ankalamanjana ny etsy anoloan’ny Lapan’ny tanànan’Anta­na­na­rivo. Mbola handray koa ny «Fetin’ny Mozika 2026», izay fikarakaran’ny AFT Anda­vamamba, ny toerana, ny sa­botsy 20 jona izao. «Ny […]
  • Tsipy kanetibe : Nivoaka ny anaran’ny handrafitra ny ekipam-pirenena
    Newsmada - 05:53 Jun 16, 2026
    Tontosa tany Antsirabe, ny faran’ny herinandro teo, ny fitiliana ireo mpilalao handrafitra ny ekipam-pirenena malagasy, hiatrika ny “tournoi estival”, any France. Omaly no namoaka ny lisitra ny Federation sport boule malagasy (FSBM). Ma­nana ekipa roa i Mada­gasi­kara, amin’izany fifaninanana izany. Mbola voatazona ao anaty ekipam-pirenena i Baloty sy i Lova […]
  • Kick boxing-Afrika : 18 ny handrafitra ny delegasionina malagasy
    Newsmada - 05:53 Jun 16, 2026
    Atleta 14 sy staff teknika 4 no mandrafitra ny delegasionina malagasy hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja kick boxing, hatao any Kameronina. Ao anatin’ny fanomanana farany ireo Malagasy mpikatroka amin’izao. Hanainga ny sabotsy 20 jona izao ny delegasionina malagasy hiatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika,  taranja kick boxing,  ho­tanterahina […]
    Tags: Afrika
  • Soupçons de botulisme : plusieurs personnes hospitalisées ce week-end, la consommation de charcuterie en cause
    Madagascar Tribune - 06:24 Jun 15, 2026
    Des soupçons de botulisme reviennent sur la table un an, jour pour jour, après l'anniversaire mortel d'Ambohimalaza et quelques jours après une vague de contrôles menés par le ministère du Commerce et de la Consommation dans les grandes surfaces d'Antananarivo, d'Antsirabe et de Diana. . Quatre membres d'une même famille, originaires d'Antsirabe, ont été transférés au Centre hospitalier universitaire Joseph Ravoahangy Andrianavalona (CHU-JRA), dans la capitale. « Les malaises sont apparus (…) - Société
  • « International Catering Cup » 2026 : Hisolo tena an’i Afrika i Madagasikara sy Maorisy
    Newsmada - 05:57 Jun 15, 2026
    Notanterahina tao amin’ny Novotel Convention & SPA Ankorondrano ny fifanintsanana iraisam-pirenena momba ny hainahandro « International Ca­tering Cup » andiany faha-10. Firenena 5 aty Afrika no nanana solontena (Côte d’Ivoi­re, Gabon, Nosy Maorisy, To­go ary i Madagasikara). Fan­tatra, omaly, fa hisolo tena an’i Afrika any amin’ny dingan’ny famaranana ny ekipa avy eto […]
  • « Volan’ny ankizy » : Mila haverina ny kilalao fahiny
    Newsmada - 05:56 Jun 15, 2026
    Sady « Iray volan’ny teny malagasy » no « Volan’ny ankizy » ny volana jona ho an’i Madagasikara. Ho an’ity taona 2026 ity, somary mangingina ny ankizy. Vitsy dia vitsy ny hetsika momba azy io. Kanefa… … Ahitana lesoka goavana be ny tontolon’ny ankizy eto Madagasikara. Iray amin’ireny ny fanabeazana izay mifamatotra amin’ny kilalao […]
    Tags: Volan
  • INDRAY MIJERY
    Newsmada - 05:55 Jun 15, 2026
    Vita tamin’ity herinandro ity ny fihaonambe ara-tsiantifika momba ny fikojakojana ireo fitaovana ara-pitsaboana. Antoky ny fahombiazan’ny fitsaboana sy ny kalitaon’ny tolotra fahasalamana omena ny vahoaka ny fahaizana mikojakoja ireo fitaovana eny anivon’ny hopitaly. Fanoitra goavana ho an’ny fampandrosoana sy fanatsarana ny rafi-pahasalamana izany. Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny faran’ny herinandro […]
  • EPP Anjanahary : Nahazo fitaovana ny mpianatra hiatrehana CEPE
    Newsmada - 05:55 Jun 15, 2026
    Nizara fitaovam-pianarana ho an’ireo mpianatra, kilasy fahadimy, eo anivon’ny EPP Anjanahary II N ny fikambanana Ho avy baliaka, ny zoma lasa teo. Nahitana trousse, stylo, crayon, compas, rapporteur, règle, équerre, gomme ary chocolat izany. Nisitraka ny fanomezana ireo mpiadina miisa 87 eo anivon’ny sekoly. « Tsikaritray fa mila fanohanana bebe […]
  • Fampianarana : Tsy tokony hivaona ny laza adina
    Newsmada - 05:55 Jun 15, 2026
    Miatrika ny fanadinana CEPE ireo mpianatra ana hetsiny manerana ny Nosy, anio. Manomboka amin’ny 7 ora sy sasany ny fiantsoana anarana ka tsy tokony ho tara mihitsy, raha ny toromariky ny mpampianatra. Nahavita ny fandaharam-pianarana ny ankamaroan’ny sekoly, tsy nisy ny fanelingelenana nandritra ny taom-pianarana. Ampy ny fotoana niatrehana ny […]
  • Sécurité alimentaire : les grandes-surfaces sous surveillance, des rayons de frais scellés
    Madagascar Tribune - 06:33 Jun 13, 2026
    À la veille du premier anniversaire du drame d'Ambohimalaza, survenu dans la nuit du 14 au 15 juin 2025 et qui avait coûté la vie à plusieurs dizaines de jeunes, les autorités malgaches affichent leur détermination à renforcer la sécurité sanitaire des aliments mis sur le marché. Alors que les circonstances exactes de cette tragédie continuent de faire débat, l'ancien régime ayant évoqué un empoisonnement tandis que le président de la Refondation a récemment soutenu la thèse du botulisme, le (…) - Société