Madagascar
Latest from your sources
FOLLOW THE THREAD · Madagascar

Madagascar

@madagascar

Latest items from public Madagascar feeds. Read the excerpt, check the publisher, and follow the story at its source.

DAKA AN-JORONY

Manao mpanefy toka-tena Fotoana vitsy sisa hananana azy dia hivalona any amin’ny varo-tsy mifody ny taona 2026. Samy mamisavisa ny zava-bita sy ny mbola kinasa ny rehetra. Efa hiditra any amin’ny fifidianana sy fanavaozana ireo mpitantana isanisany ihany koa ny ligy sy ny federasionina sasany. Nisy ireo nahavita be, tao …

Read at Newsmada

Rugby- Amboaran’i Madagasikara : Nihintsana ny FTM manohy ny diany ny Cosfa

Notontosaina omaly, tetsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, ny ampahefa-dalan’ny fiadiana ny ambaoran’i Madagasikara, taranja Rugby. Nihintsana am-boalohany ny FTM Manjakaray raha mbola manohy ny lalany kosa ny Cosfa. “Vokatra tsy nampoizina ” ! Taorian’izay ta­o­na maro lasa izay, sambany indray vao raraka teo amin’ny ampahefa-dalan’ny amboaran’i Madagasikara, Top 8, taranja Rugby, …

Read at Newsmada

Korea Atsimo: Ivontoeran’ny kolontsaina ao Barikadimy

Napetraka tamin’ny fomba ofisialy ny zoma lasa teo, tetsy amin’ny Campus Oniversiten’i Barikadimy Toamasina, ny ivontoerana fampiofanana sy fampianarana teny Koreanina tatsimo. Tsy ny fiteny ihany no hovoizina na horatovina ao fa ny kolontsaina, sy ny fomba fahandro, ary ny fomba filalaovana nentim- paharazana. Anisan’izany ny ” K-Pop sy Ariang” …

Read at Newsmada

Le ministère de la Justice au cœur d'une polémique après la sortie de 11 détenus chinois

L'affaire des onze ressortissants chinois sortis irrégulièrement de prison à Madagascar continue de soulever de nombreuses interrogations. Après les premières sanctions administratives, de nouvelles informations, qui restent à vérifier, évoquent désormais l'intervention présumée d'un responsable syndical de l'administration pénitentiaire dans les procédures ayant permis leur libération. Le secrétaire général du Syndicat du personnel pénitentiaire (SPAPM) aurait signé les documents (…) - Société

Read at Madagascar Tribune

Assemblées du FMI et de la Banque mondiale : Madagascar défend ses priorités à Bangkok

Madagascar participe aux Assemblées annuelles du Fonds monétaire international (FMI) et de la Banque mondiale, organisées du 12 au 18 octobre à Bangkok, en Thaïlande. La délégation malgache entend profiter de ce rendez-vous international pour présenter les priorités économiques du pays, consolider ses relations avec les partenaires financiers et mobiliser de nouvelles ressources destinées au développement. Conduite par le ministre de l'Économie et des Finances, Herinjatovo Aimé Ramiarison, (…) - Economie

Read at Madagascar Tribune

Beach Volley: firenena 5 hiady ho lohany

Hotanterahina atsy Co­mores, ao amin’ny torapasik’i Itsandra Mojini, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny faritra fahafito, amin’ny Beach volley na Volley-ball lalaovina ambony fasika, sokajy U18, lahy sy vavy. Fihaonana karakarain’ny kaonfederasiona afrikanina (CAVB), ny 15 ka hatramin’ny 18 oktobra ho avy izao. Firenena dimy no hiady ho lohany amin’ity dia …

Read at Newsmada

Rugby – Top 8 Mada: hanala vela amin’ny Cosfa ny CEA Andranomanalina

Hotanterahina rahampitso, eny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny ampahefa-dalana amin’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara “Top 6 Mada”, taranja rugby. Anisan’ny lalao be mpiandry ny fifanandrinana eo amin’ny Cosfa (Beba­oty) sy ny CEA Andrano­ma­nalina. Fihaonana fanindroany ho an’ny roa tonta ity. Hanala vela ry zareo Andrano eto ka hangotraka tanteraka ny …

Read at Newsmada

Sombim-baovao

Araka ny vaovao voaray, avy eo anivon’ny Federasionina malagasin’ny Rugby, omaly, hanainga rahampitso hariva, eto an-tanindrazana, hihazo an’i Tunisie, ny delegasionina malagasin’ny Makis Ladies, sokajy zandriny. Hiatrika fifanintsanana mandritra ny herinandro any an-toerana izy ireo, hanomanana ny lalao Olympika ho an’ny tanora (JOJ 2026). Efa mandeha any amin’ny tambajotran-tserasera, omaly, …

Read at Newsmada

Indray mijery

Diovina ny lakandrano eny Behoririka, izay toerana dibo-drano matetika rehefa fotoanan’ny fahavaratra. Iarahan’ny SMA amin’ny Apipa ny fanatanterahana izany. Hanatsara ny fikorianan’ny rano ary hiantoka ny fahadiovana eny an-toerana ny fahavitan’ny asa. Ireo mpivarotra eny an-toerana koa tokony hanangona hatrany ny fako nialany. Tsy ankitsitsy fa mandrodana avy hatrany ireo …

Read at Newsmada

Nandritra ny Andron’ny paositra: nanao fitiliana maimaimpoana ny Fisa

Mpiara-miasa nandritra ny taona maro ny Fianakaviana sambatra (Fisa) sy ny Paositra malagasy amin’ny fitaterana ny fanafody sy ny kojakoja momba ny fandrindram-piterahana alefa any amin’ny faritra. Nandray anjara tamin’ny fanamarihana ny Andro maneran-tany ho an’ny paositra ny Fisa, omaly, teny Analakely. Miezaka manatona ny vahoaka hatrany ny fikambanana manome …

Read at Newsmada

Lutte contre la corruption : le président de la Refondation met la pression sur les responsables des impôts

Les agents du fisc dénoncés pour corruption seront-ils réellement sanctionnés ? Le colonel Michaël Randrianirina a directement posé la question aux responsables de la Direction générale des impôts (DGI), vendredi 9 octobre, lors du lancement de la plateforme numérique « Torohy », à l'hôtel Carlton Anosy. Le chef de l'État veut que les plaintes déposées par les citoyens débouchent sur des enquêtes et, lorsque les faits sont établis, sur des sanctions. Conçu par la DGI, ce nouvel outil (…) - Société

Read at Madagascar Tribune

Exportation de litchis : Madagascar discute avec deux grands importateurs européens

Le gouvernement malgache poursuit ses discussions avec les acheteurs européens de litchis. Une délégation conduite par la ministre du Commerce et de la Consommation, Haingotiana Andriamadison, a rencontré à Paris les représentants de deux entreprises importatrices, SIIM et ORSERO. Cette rencontre, annoncée le 9 octobre, intervient deux semaines après les Assises nationales du litchi organisées à Toamasina. Roland Ratsiraka, président du Groupement des exportateurs de litchis (GEL), (…) - Economie

Read at Madagascar Tribune

La diplomatie des intérêts

S41-26 | 02 octobre 2026 | Rédaction Diapason Le relevé des déplacements du président de la Refondation de la République de Madagascar (PRRM) compte 58 lignes, du 27 novembre 2025 au 3 octobre 2026, dont 17 séjours à l'étranger. Il juxtapose visites intérieures et étapes à Moscou, Paris, Bruxelles, New York, au Caire ou à Gaborone. Il ne recense pas toutes les missions, leurs coûts ou leurs résultats. Il rend toutefois visible une stratégie : depuis la rupture d'octobre 2025 : l'exécutif (…) - Tribune libre

Read at Madagascar Tribune

Voaroban’ny jiolahy: vehivavy maty voatifitra teo amin’ny tenda

Nirefotra indray ny poa-basy tao Bazary kely Tanam­bao V, Toamasina, omaly atoandro. Namoy ny ainy, rehefa notifirin’ireo olon-dratsy tamin’ny alalan’ny basy, ny vehivavy iray mpiasa amin’ny toeram-pivarotana akora natokana ho an’ny biby fiompy sy fambolena. Hanakatona ny tsena izy tamin’io zoma atoandro, tamin’ny 11 ora sy 45 minitra, io. Nigadona …

Read at Newsmada

Universiade 2026 : dix-neuf établissements attendus à Antsirabe

L’Universiade fera son retour du 30 octobre au 8 novembre à Antsirabe, après plusieurs années d’interruption depuis la dernière édition organisée en 2019. Cet événement sportif et culturel réunira des étudiants issus de 19 établissements d’enseignement supérieur de Madagascar, autour du thème « Solidarité et Fihavanana ». Organisée en collaboration …

Read at Newsmada

Tsingerintaonan’ny filoha Rosianina: sary 41 ampirantiana eny amin’ny “Maison Russe”

Mandritra ny 3 andro, izay efa nanomboka omaly, ny fanamarihana ny tsingerin­taona nahaterahan’ny filoha rosianina, Vladimir Poutine. Ho an’ny eto Madagasikara, fampirantiana sary, sanga­nasa, maneho ireo tranga manan-danja teo amin’ny tantaran’i Rosia sy ny fiainan’ny vahoaka rosianina no hanamarihina izany. Sary 41 no miranty eny amin’ny “Maison Russe” eny Ampefiloha. …

Read at Newsmada

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.