Madagascar
Latest from your sources
FOLLOW THE THREAD · Madagascar

Madagascar

@madagascar

Latest items from public Madagascar feeds. Read the excerpt, check the publisher, and follow the story at its source.

INDRAY MIJERY

Nanokatra ny taom-piasana ara-panabeazana 2026-2027 tao amin’ny Ivontoerana Kolontsaina Imam Reza ao Ivato, ny Kiadin’i Madagasikara (KIM), fikambanana skoto malagasy, ny fiandohan’ity herinandro ity. Nisy ny fizarana fehy vozona ho an’ireo mpikambana ao amin’ny birao foibe ary koa ny fandraisana ofisialy ireo lefitry ny mpitarika, nandritra ny lanonana. Fanombohan’ny fe-potoam-piasana …

Read at Newsmada

Ady amin’ny lefakozatra : Hikarakara diabe eto Antananarivo ny Rotary sy ny OMS

Nambara tetsy Antani­mena, omaly, fa hisy ny hetsika fiaraha-mientan’ny fikambanana iraisam-pirenena momba ny fahasalamana sy ny Rotary, hiadiana amin’ny lefakozatra. Ho fanamarihana izany, hisy ny diabe ho an’ny besinimaro, izay hotontosaina eto an-dRenivohitra, ny sabotsy 24 oktobra 2026 ho avy izao. Manentana ny rehetra, araka izany, ny mpikarakara mba handray …

Read at Newsmada

“Tanora mamiratra ka manavao” ; Vonona handray ny andiany faha-9 Antsirabe

Hotanterahina rahampitso zoma 23 oktobra, any Antsirabe, ny andiany faha-9 amin’ny “Tanora mamiratra ka manavao”. Vonona amin’ny fandraisana izany i Antsirabe, ka ao amin’ny Tranoben’ny Kolontsaina no hanaovana ny hetsika. Fotoana iray hanamafisana ny fahaiza-mitarika sy hampiroboroboana ny tanora malagasy amin’io. Tanjona sy votoatin’ny hetsika ny fizarana traikefa sy fahaiza-manao …

Read at Newsmada

Madagascar: le Pôle anti-corruption suspend ses poursuites contre l’ex-président Andry Rajoelina et ses ministres

À Madagascar, la justice suspend trois grandes affaires de corruption de l’ancien régime. Elles visent l’ex-président Andry Rajoelina, son ancien Premier ministre Christian Ntsay et plusieurs anciens ministres. Le tribunal chargé de les juger, le Pôle anti-corruption, souhaite confirmer qu'il est habilité à les juger.

Read at RFI — Madagascar

Trafic d'or : 100 tonnes par an vers Dubaï, le président de la Refondation durcit le ton

Environ 100 tonnes d'or quitteraient illégalement Madagascar chaque année à destination de Dubaï. C'est ce qu'a révélé mardi le président de la Refondation, le colonel Michaël Randrianirina, lors d'un déplacement à l'aéroport international d'Ivato. Le chef de l'État y a rencontré les responsables chargés du contrôle des frontières et de la sécurité aéroportuaire, en présence du Premier ministre et de plusieurs membres du gouvernement, notamment ceux concernés par les transports et la (…) - Société

Read at Madagascar Tribune

Affaire des 11 Chinois : le président de la Refondation prend l'enquête en main

Le président de la Refondation, Michaël Randrianirina, affirme avoir personnellement pris en main le suivi de l'enquête sur la sortie controversée de onze ressortissants chinois détenus dans un établissement pénitentiaire de la capitale. Mardi, lors de son déplacement à Ivato, le chef de l'État a également révélé que deux autres tentatives de sortie irrégulière de détenus avaient été signalées récemment. Les investigations visent désormais à identifier les personnes qui auraient organisé ou (…) - Société

Read at Madagascar Tribune

« Ligue des Champions Caf » :  Hanala vela amin’ny Young Africans ny CFFA

Hiakatra an-kianja, anio, ao amin’ny Kianjan’ny Azam Complex Stadium, Tanzanie, ny CFFA Andoharanofotsy. Hanao ny lalao miverina an’ny “Ligue des champions Caf”, izay hihaonana amin’ny ekipa mampiantrano, Young Afri­cans SC Tanzanianina, izy ireo. Tsiahivina fa mbola manao valin’ady ny Malagasy, izay efa resy, 4 no ho 0, tamin’ ny fihaonana …

Read at Newsmada

SOMBIM-BAOVAO

Nifarana teo amin’ny manasa-dalana ny lalan’ ny ekipam-pirenena malagasy, lehilahy, teo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja ping-pong. Resin’i Algerie tamin’ny isa 3 no ho 1 ny Malagasy. Niatrika ny famaranana i Algerie sy i Egypte, ity farany izay nanilika an’i Tunisie 3 no ho 0. Nanainga omaly, nihazo …

Read at Newsmada

Basikety – “ Road To Bal 2027” : Hifampitana amin’ny Urunani ny CosPN

Hotontosaina manomboka anio hatramin’ny 25 oktobra ho avy izao, ny fifanintsanana dingana voalohany, ho an’ny taranja basikety “Road To Bal”, izay karakarain’ny Fiba Afrika, ao Hoima City, Oganda. Ho an’ny CosPN, solontenan’i Mada­ga­sikara, hifanandrina amin’izy ireo ny Urunani BBC avy ao Burundi. Fihaonana tafiditra anatin’ny fifanintsanana isam-bondrona “D”, ho an’ny …

Read at Newsmada

Fanomanana ny lalao Olympique (JO 2028) : Atleta valo mianadahy nahazo vatsim-piofanana

Mba hampirindra tsara ny fanomanana sy hahazoana miady ny tapakila hiatrehana ny lalao Olympika (JO 2028), hatao any Los Angeles, atleta valo mianadahy hisitraka vatsim-piofanana avy amin’ny Solidarité olympique. Ho fanomanana ny lalao Olympika (JO 2028) tanterahina any Los Angeles, nivoaka ny anaran’ ireo atleta hisitraka ny vatsim-piofanana avy amin’ny …

Read at Newsmada

À Madagascar, l’Assemblée nationale entre débats financiers cruciaux et rivalités politiques

À Madagascar, les députés se réunissent ce 20 octobre à l’Assemblée nationale pour l’ouverture de la deuxième session ordinaire de l’année. Celle-ci sera notamment consacrée à l’examen du projet de loi de finances élaboré par le gouvernement pour 2027. Avec, en toile de fond, les critères de rigueur budgétaire imposés par le FMI. Cette session pourrait aussi illustrer le rapport de force entre le chef de l’État et le président de l’Assemblée nationale, dont l’alliance initiale se mue depuis plusieurs mois en rivalité dans la perspective de la prochaine présidentielle.

Read at RFI — Madagascar

Assemblée nationale : budget 2027 et réformes électorales devront être au coeur des débats à Tsimbazaza

L'Assemblée nationale ouvre sa session ordinaire ce mardi 20 octobre à Tsimbazaza, avec deux dossiers majeurs : l'examen du projet de loi de finances pour 2027 et les réformes électorales destinées à encadrer les prochains scrutins. Les députés pourraient également être saisis du projet controversé sur la cybercriminalité et de dispositions concernant la création de nouvelles structures destinées aux jeunes. Cette rentrée parlementaire intervient alors que l'économie nationale traverse une (…) - Politique

Read at Madagascar Tribune

Exportation de vanille : 141 opérateurs agréés pour la campagne 2026-2027

Le ministère du Commerce et de la Consommation a publié, ce lundi 19 octobre, une première liste de 141 opérateurs autorisés à exporter de la vanille durant la campagne 2026-2027. Les entreprises et exportateurs concernés pourront retirer leurs certificats d'agrément à partir du mercredi 21 octobre auprès du ministère. Cette décision intervient alors que la filière vanille doit composer avec les difficultés de commercialisation, les fluctuations des prix et les exigences de qualité imposées (…) - Economie

Read at Madagascar Tribune

Lalao Olympika ho an’ny tanora: Nahazo traikefa ny Makis Ladies

Nifarana afakomaly, tany Tunisie, ny fiofanana rugby ho an’olona fito, “Stade de la solidarité U-18”, izay nandraisan’i Madagasikara anjara. Na­haritra herinandro mahery io fiofanana io. Nahazo ny laharana faharoa tamin’ny “Soli­darity U18 Women’s Rugby Sevens” ny ekipam-pirenena Makis Ladies. Nahazoan’ny ekipa nasionaly traikefa sy fahaizana izany. Tsiahivina fa natao hanomanana …

Read at Newsmada

Ping-Pong – Afrique 2026: Mandravarava ny Malagasy

Niditra tamin’ny andro faharoa, omaly, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja ping-pong ho an’ny sokajy «sénior», lahy sy vavy. Fihaonana tanterahina ao amin’ny Arena Olympic Hall, Tangier, Maroc. Tsara aloha ny vokatra ho an’ireo solontena malagasy, izay mandravarava tokoa. Porofon’ izany, nahazo fandresena hatrany ny lehilahy isan-tarika ho an’ny …

Read at Newsmada

SOMBIM-BAOVAO

Nanainga omaly vao maraimbe, ny ekipam-pirenena malagasy, taranja billard. Hiatrika ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany tanterahina ao Cape Town Afrika Atsimo, manomboka ny 23 oktobra ka hatramin’ny 1 novambra ho avy izao ny anton-dian’izy ireo. Miisa 27 mianadahy ireo hiaro ny voninahi-pirenena. Hifanandrina amin’ny famaranana amin’ny «Top 8», taranja …

Read at Newsmada

Echecs – «Mondiaux Jeunes» : Nahavita dingana tsara i Jude Fortun

Ao anatin’ireo miatrika ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany amin’ny lalaon-tsaina Echecs, sokajy zandriny, i Madagasikara. Eo ho eo ny vokatra, saingy misongadina ny zava-bitan’i Jude Fortun, eo amin’ny “Open U11”. Nandresy mpilalao espaniola roa izy ary manana vokatra tsara. Mitohy hatrany ny fifanintsanana eo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka …

Read at Newsmada

Oniversiten’i Toamasina: Natolotry ny Spat ny fotodrafitrasa fidiovana

Natolotry ny orinasan’ny Seranan-tsambon’i Toama­sina (Spat), ny faran’ny herinandro teo, ny fotodrafitrasa trano fivoahana sy fidiovana ahitana efitra 12 ka ny telo ho an’ny mpandraharahan’ny oniversité. Ho an’ny mpianatra kosa ny sivy. Fotodrafitrasa natao hahatohitra rivodoza mahery vaika, toa an’i Gezani teo, io fotodrafitra nataon’ny Spat ho an’ny oniversiten’i Barikadimy …

Read at Newsmada

Slalom – “XXL Last Race” : Hotanterahina ny 7 sy 8 novambra

Ny fifaninanana karakarain’ny klioba Auto sy Cross Car de Tana (ACCT) no manakatona ny fiadiana ny ho tompon­dakan’­i Madagasiakra 2026, taranja Slalom. Hotanterahina ny 7 sy 8 novambra ho avy izao izany, eny amin’ny Kianja Ampi­la­nonana Ambohimanga Rova. Andiany faha-23 iarahana hatrany amin’ny orinasa Star, miaraka amin’ny marika XXL. Nomena …

Read at Newsmada

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.