Madagascar
Latest from your sources
FOLLOW THE THREAD · Madagascar

Madagascar

@madagascar

Latest items from public Madagascar feeds. Read the excerpt, check the publisher, and follow the story at its source.

«Ligue des champions Afrique»  : Nomontsanin’ny Young Africans 4 no ho 0 ny CFFA

Ratsy ny vokatra ho an’ny CFFA, teo amin’ny lalao mandroso, anatin’ny dingana faharoa hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika «Ligue des cham­pions Afrique », taranja baolina kitra. Nomontsanin’ny Young Africans Tanzanie, tamin’ny isa mavesatra, 4 no ho 0, mantsy izy ireo. Fihao­nana notanterahina ny sabotsy lasa teo, tao amin’ny Kianja Azam Complex …

Read at Newsmada

Ivontoeram-piofanana teknika Carion : Nandaniana 2, 71 dôlara ny nanavaozana ny fotodrafitrasa

Nahazo fotodrafitrasa manaraka ny fenitra iraisam-pirenena ny baolina kitra malagasy. Fandaharanasa Fifa Forward. Afaka ampiasaina ho fanomanana ny ekipam-pirenena ny ivontoerana teknika nasionaly eny Carion. Na izany aza, tsy mbola afaka handraisana lalao iraisam-pirenena. Tontosa ny sabotsy lasa teo, tany Nandihizana Carion, ny fitokanana tamin’ny fomba ofisialy ny ivontoeram-piofanana teknika …

Read at Newsmada

TARATRY ny KANTO

Notanterahina tao amin’ny Maison Russe eto Madagasikara, ny sabotsy lasa teo, ny Festival iraisam-pirenena andiany faha-4 momba ny kolontsaina rosianina « Khorovod de l’amitié ». Hetsika nampivondrona ireo mpankafy ny teny sy ny kolon­tsaina rosianina, izay niarahana tamin’ny fanohanan’ny Maison Russe. Mpampia­natra avy ao amin’ny Ivontoerana momba ny siansa maha olona …

Read at Newsmada

Affaire des 11 ressortissants chinois : entre accusations graves et démentis, des zones d'ombre persistent

Une vidéo diffusée sur les réseaux sociaux relance la polémique autour de la sortie irrégulière de onze ressortissants chinois détenus. Mohamed Razafiberiso, secrétaire général du Syndicat du personnel de l'administration pénitentiaire, y met directement en cause la ministre de la Justice, Fanirisoa Ernaivo. Il affirme avoir agi sur les instructions du membre du gouvernement pour permettre la sortie des détenus. Des accusations graves qui placent désormais la question de l'origine des ordres (…) - Société

Read at Madagascar Tribune

Conjoncture : Michaël Randrianirina soupçonne des proches du pouvoir de vouloir le renverser

La menace viendrait-elle de l'intérieur même du pouvoir ? Le colonel Michaël Randrianirina soupçonne certaines personnes de son entourage de chercher à provoquer sa chute. Lors d'un culte organisé dimanche à la chapelle du palais d'État d'Iavoloha, le président de la Refondation a publiquement dénoncé des agissements présumés de collaborateurs qu'il côtoie régulièrement, sans toutefois révéler leur identité. Selon le chef de l'État, certains individus proches de lui auraient recours à des (…) - Politique

Read at Madagascar Tribune

Madagascar: El Niño va aggraver l'insécurité alimentaire dans le sud du pays

El Niño va aggraver la crise alimentaire dans le Grand Sud malgache : telle est l’alerte lancée il y a quelques jours par Action contre la faim. Le phénomène climatique mondial accentuera dans les prochains mois la sécheresse, dont souffre déjà cette partie du pays où plus de 2,5 millions de personnes sont actuellement confrontées à une insécurité alimentaire aiguë. L’ONG dit s’attendre à traverser la pire crise alimentaire depuis celle de 2021 dans le sud de la Grande Île.

Read at RFI — Madagascar

Refonte de la liste électorale : plus de 7 millions de citoyens déjà recensés

Plus de 7,1 millions de citoyens majeurs figurent désormais dans le registre électoral en cours de refonte. La Commission électorale nationale indépendante (Ceni) a présenté, vendredi 16 octobre, à Alarobia, les premiers résultats des opérations engagées depuis deux mois et demi. Au total, 7 163 714 personnes ont été recensées. Ce chiffre reste provisoire, plusieurs localités devant encore faire l'objet d'interventions pour permettre aux citoyens remplissant les conditions requises de (…) - Politique

Read at Madagascar Tribune

Discours du président de la Banque mondiale : les enjeux énergétiques et économiques malgaches

Les difficultés d'approvisionnement en électricité, le financement des entreprises et la création d'emplois figurent parmi les défis économiques auxquels Madagascar doit répondre. Ces préoccupations rejoignent les grandes orientations présentées par Ajay Banga, président du Groupe de la Banque mondiale, lors de son discours prononcé vendredi 16 octobre 2026, à Bangkok, en Thaïlande, dans le cadre des réunions annuelles du Fonds monétaire international (FMI) et de la Banque mondiale. Sans (…) - Economie

Read at Madagascar Tribune

“The Voice of Europe” : Voafantina hifaninana i Samuella

Hanomboka ny alatsinainy 19 oktobra izao ny “The Knoc­kouts”, fifaninanan-kira “The Voice of Europe”. Tsy diso an­jara amin’izany i Masa­gasi­kara, nahavoafantina an’i Samuella. Misy 20 ireo mpandray anjara hifaninana izay notsongaina noho ny talenta ananan’izy ireo. Hira haranty eo anivon’ny tambajotran-tserasera no hitsarana ireo mpifaninana ka amin’io alatsinainy io no …

Read at Newsmada

« Afromada Music Awards » : Efa eto ireo vahiny mpanakanto

Zily avy any Mayotte, Souncheitfit, Phil Bill avy any Cameroun ary i Wizboy avy any Nigeria. Ireo no vahiny mpanakanto nasaina ka efa tonga eto Madagasikara handray anjara amin’ny andiany faharoa amin’ny « Afromada Music Awards ». Nosokafana omaly, tetsy amin’ny Radisson Blu Hôtel ny hetsika, tamin’ ny alalan’ny fampahafanta­rana ireo mpanakanto …

Read at Newsmada

INDRAY MIJERY

« Miara-mientana isika hiady amin’ny homamiadan’ny nono sy ny vozon’ny tranonjaza ». Io ny lohahevitra entina hankalazana ny “Octobre rose” amin’­ity taona ity. Eny amin’ny kaominina Bema­soandro Itaosy no hanaovana ny fanamarihana, ny 23 oktobra ho avy izao. Hisy fanentanana sy fitiliana maimaimpoana ho an’ny vehivavy, entina hanamafi­sana ny ady amin’ny homamiadan’ny …

Read at Newsmada

Fanorenana sy fanajariana ny tany : Hisy varavarana misokatra eny Avaradrano

Ao anatin’ny Iray volan’ny tanàn-dehibe isika izao. Man­kalaza izany ny eny amin’ny distrikan’Avaradrano, amin’ny alalan’ny varavarana misokatra izay hatao eny amin’ny kaominina Alasora, ny talata 20 okotobra 2026 ho avy izao. Hisy ny fizarana fahalalana momba ny fanajariana ny tany izay hampandrosoana ny tanàna. “Hampaha­fantarina ny mponina ny maha zava-dehibe …

Read at Newsmada

Tranon’ny mpianatra : Mitaky fitovian-jo ny Tesomia sy Sava-U

Nanao fanambarana ny fikambanan’ny mpianatra Teraka Sofia mianatra ao Antsiranana (Tesomia) sy ny Sava-U mandranto fianarana ao amin’ny oniversiten’Antsiranana. Mitaky fitovian-jo eo fizarana ny trano fonenan’ny mpianatra ao amin’­io oniversite io izy ireo. Manana fikambanana 11 mivondrona ao anatin’ny fikambanana roa ireo mpianatra ary efa nihaona tamin’ny talen’ny kabinetran’ny minisiteran’ny …

Read at Newsmada

Trajectoire comparée du Tchad et Madagascar

S42-26 | 10 octobre 2026 | Rédaction Diapason Au Tchad, une succession militaire s'est transformée en présidence élective par une transition prolongée, un dialogue qui a changé les règles, un référendum puis des élections. Madagascar est plus tôt dans cette séquence. La contestation populaire de 2025 a provoqué le départ d'Andry Rajoelina et l'entrée de l'armée au pouvoir. La comparaison signale un risque, pas une répétition certaine. Le point décisif est l'éligibilité du chef de (…) - Tribune libre

Read at Madagascar Tribune

VFKF : Mikendry ny hanomezan-danja ny fokonolona

Nanantanteraka fotoam-pivavahana iraisam-pinoana tetsy amin’ny FJKM Ambato­mena, afakomaly, ny Hetsika fampiraisana kristianina ho an’ny firenena (HFKF) sy ny Vovonana famerenan-kasina ny fokonolona (VFKF) izay ivondronana fikambanana maro, miorina hamerina ny hasin’ny fokonolona, ahitana ny TMTM, FFMA, Fizoma, Tafo Mihaavo, Fanonga fokonolona, ny FMGKrima… Na­namarika ny faha-68 taona nijoroan’ny Repoblika Mala­gasy …

Read at Newsmada

Vovonana Tantana : Manomana ny Akademian’ ny mpitarika

Mitohy ny fampahafantarana ny vovonana Tantana. Nisy ny hetsika notarihin’ny Filoha mpanorina, Rakotoniaina Justin, tany Antsohihy. Nidinika tamin’ny PDS Ralambomanana Feno ny avy eto Antananarivo, notarihin’ny Ambasadaoro, Randrianarisoa Riana Raymonde. Miditra amin’ny asa avy hatrany ny mpitarika ny vovonana Tantana eto amin’ny faritanin’Antana­narivo, tarihin’ny Ambasa­daoro Randrianarisoa Riana Raymonde. Hisantarana izany …

Read at Newsmada

INDRAY MIJERY

Manome tolotra ara-pahasalamana mifanaraka amin’ny filàna manokana ireo mponina any amin’ny toerana lavitra ny Fitaleavana jeneraly misahana ny Tolotra ara-pahasalamana, any Vangaindrano, faritra Atsimo Atsinanana. Hifarana anio ireo tolotra ara-pitsaboana maimaimpoana, ahitana fizaham-pahasalamana amin’ny ankapobeny, ny fandidiana maro samihafa, ny fitiliana isan-karazany ary fitarafana.

Read at Newsmada

Nova – vatsim-piofanana: Nahaliana ny tanora ny tetikasa

Manodidina ny 150 isa ireo tanora sy olon-dehibe navitrika tamin’ilay tetikasa Nova, fiaraha-miasan’ny IMM sy ny Arovy University. Vita omaly ny fiofanana tsotra nandritra ny 10 andro nomena azy ireo. Tontosa ihany koa ny adina nifantenana ireo 25 mendrika ny vatsim-pianarana hisitrahana fianarana mandritra ny 2 taona mahery. Hanomboka amin’io …

Read at Newsmada

jiro telo loko : “Mety hitera-doza ho an’ny olona tsy mahita”

Ankehitriny, tena tsy tsaroana intsony ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny “tehina fotsy”, hoy ny filohan’ny fikambanan’ny olona manana fahasembanana amin’ny fahitana, Radafiniantsoa Josoa, omaly. Misy antony vitsivitsy mahatonga izany. Betsaka loatra ny toe-javatra ankalazaina. Ny 15 oktobra, ohatra, Andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy tantsaha, Andro maneran-tany momba ny …

Read at Newsmada

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.