Madagascar

  • Commune Urbaine d'Antananarivo : l'Ovec valide les 7 candidatures
    Madagascar Tribune - 07:10 Oct 01, 2024
    Les dossiers des sept candidats qui se présentent aux élections municipales d'Antananarivo Renivohitra ont tous été acceptés par l'Organe d'enregistrement et de vérification des candidatures (OVEC). Il a publié hier la liste de ceux qui sont retenus et autorisés à concourir pour le scrutin du 11 décembre prochain pour la capitale. Tous ont rempli les conditions, selon cette instance. Il s'agit pour l'instant de la liste provisoire, le dernier mot revient à la commission électorale nationale indépendante (...) - Politique
  • Fifidianana kaominaly: amin’ny 12 oktobra ny lisitry ny biraom-pifidianana
    Newsmada - 06:02 Oct 01, 2024
    «Amin’ny 12 oktobra no havoakanay ny lisitry ny biraom-pifidianana. Amin’izay no ahitana na misy fiovana na tsia». Io ny fanazavan’ny sek­retera mpanatanteraky ny Ceni, Rakotondrasoa Tsehe­no, teny Alarobia, omaly, momba ny fiatrehana fifidianana kaominaly amin’ny 11 desambra. Roa andro alohan’ny fifidianana no anomezan’ny lalàna fahefana ny Ceni hamindra biraom-pifidianana, raha […]
  • JJB-“World Championship” : Malagasy mpikatroka 24 hiatrika fampivondronana
    Newsmada - 06:02 Oct 01, 2024
    Nivoaka ny faran’ny herinandro teo ny lisitr’ireo mpikatroka hifantenana hiatrika ny fiadiana ny tompondaka ma­neran-tany, taranja Jiu-jitsu breziliana “World Champion­ship”. Fifaninanana izay hatao any Abu Dhabi, ny 6 hatramin’ ny 16 novambra izao. Mpika­troka 24 no voaantso amin’ izany ary hiatrika fampivondronana voalohany ny alarobia 2 oktobra izao, araka ny […]
  • SOMBIM-BAOVAO
    Newsmada - 06:01 Oct 01, 2024
    Ny 11 oktobra ho avy izao no hiatrika ny fiadiana ny tapakila hiatrehana ny “Can 2025” hatao any Maroc indray i Madagasikara. Ny ekipam-pirenen’i Gambie no hifanandrina amin’ny Barea de Madagascar amin’izany. Lalao izay hatao any Maroc. Efa manatan­teraka fampivondronana etsy Mahamasina ny mpanazatran’ny ekipa, ny Coach Rôrô. Nahita vokatra […]
  • Sénégal : hanangana ivontoerana eto Madagasikara
    Newsmada - 06:01 Oct 01, 2024
    Tonga nitsidika ny minisitry ny Fanatanjahantena sy ny tanora (MJS), Marson Moustapha Abdulah, omaly, tetsy Ambo­hijatovo, ny Consul honoraire an’i Sénégal eto Madagasikara, Souleymane Diagne. Nifampiresahana ny fampivoarana ny fanatanjahantena sy ny tanora eto Madagasikara ka hisy ny fiaraha-miasa eo amin’i Madagasikara sy i Sénégal momba izany. Araka ny vaovao […]
  • Tenisy – “ITF World Tour Junior J30”: nanao pao-droa Rakotomalala Mahefa
    Newsmada - 06:01 Oct 01, 2024
    Niavaka ny vokatra azon’ny Malagasy tamin’ny dingana voalohany amin’ny fiadiana ny “ITF Tennis World Tour Junior J30”. Nahazo amboara telo i Madagasikara ka ny roa tamin’ireo norombahin-dRakotomalala Mahefa avokoa. Tontosa ny alahady lasa teo, teny amin’ny Kian­jan’ ny Club Olympique de Tananarive (COT), ny dingana voalohany amin’ny fiadiana ny “ITF […]
  • La candidature de Rivo Rakotovao invalidée à Mahajanga I
    Madagascar Tribune - 06:14 Sep 30, 2024
    Rivo Rakotovao, coordinateur du parti HVM, a vu sa candidature pour les élections municipales invalidée par la Commission électorale nationale indépendante (Ceni). Cette décision a été motivée par une protestation émise par Siteny Randrianasoloniaiko, co-président de la plateforme Firaisankina, qui a affirmé que la candidature de Rivo Rakotovao ne respectait pas le règlement intérieur du Firaisankina, lequel stipule qu'une désignation nécessite un consensus entre les cinq membres fondateurs. Siteny (...) - Politique
  • Le sommet de la COI se tiendra à Nosy Be en 2025
    Madagascar Tribune - 05:00 Sep 30, 2024
    Le 5e Sommet de la Commission de l'océan Indien (COI) se tiendra à Nosy Be en 2025. C'est ce que le président de la République, Andry Rajoelina, a confirmé lors de son entretien avec le Premier ministre Mauricien, Pravind Kumar Jugnauth hier à l'île Maurice. Andry Rajoelina a fait le déplacement à Maurice pour assister à la cérémonie d'investiture de Edgard Razafindravahy, secrétaire général entrant de cette organisation régionale, qui aura lieu ce jour. Nommé en juillet dernier durant la session (...) - Coopération
    Tags: Nosy
  • « Metal Madness Legends » : mbola manana ny mpankafy azy ny gadona metaly
    Newsmada - 04:49 Sep 30, 2024
    Tontosa ny sabotsy 28 septambra 2024, teny amin’ny Kianja Analamaitso Anala­mahitsy, ny fampisehoana «Metal Madness Legends». Fampisehoana nankafizana gadona metaly rano iray izy ity, niarahana tamin’ireo tarika mivoy izany gadona izay. Anisan’izany ny Kazar, Apost, Egraygore ary Seth on fire. Fahombiazana no azo ilazana ity fampisehoana nokarakarain’ny Oz Rekordz ity. […]
  • TARATRY ny KANTO
    Newsmada - 04:49 Sep 30, 2024
    Lasan’i Faniry Fanomezantsoa ny laharana voalohany teo amin’ny fifaninanana miantsa tononkalo, nokarakarain’ny Faribolana Sandratra, ho fanamarihana ny faha-35 taona nijoroany. Teny amin’ny CGM Analakely, ny faran’ny herinandro teo, no nanaovana ny famaranana. Niisa 13 mianadahy izy ireo no nifaninana ary tena sahirana ny vondron’ny mpitsara noho ny fahaizan’ireo mpifaninana. Nisokatra […]
  • « Miss Madagascar »: Voahosotra i Cyria Olivine
    Newsmada - 04:49 Sep 30, 2024
    Temagnombe Cyria Olivine, Miss Androy. Taorian’ny lanonam-pamaranana dia voahosotra hitondra ny anaram-boninahitra ho «Miss Madagascar» ity tovovavy ity. Tsy mora ny asan’ireo mpitsara, izay nisafidy tamin’izy 19 mirahavavy solontenan’ireo faritra manerana ny Nosy. Tsy mora ihany koa ny masontsivana nosedrain’ireo mpifaninana, indrindra nandritra ny famaranana tetsy amin’ny Canal Olympia Andoha­tapenaka, […]
  • Tarika AmbondronA : Avo dia avo ny lentan’ny seho !
    Newsmada - 04:48 Sep 30, 2024
    Tsy nisy nahavita ny nataon-dry zalahy, hatreto ! Mitoetra ny lazany, mamaly fitia ireo mpankafy, mampiakatra ny lentan’ny fampisehoana hataony hatrany ry AmbondronA. Mipetraka ho tantara indray iny! Raha any amin’ny fanatanjahantena dia iny no zava-bita tsara indrindra mila montsanina, ho an’ireo hanao manaraka. Asa, mety ry AmbondronA ihany no […]
  • VAOVAO TAMBATRA
    Newsmada - 04:48 Sep 30, 2024
    Nilanja 85 kilao ny trondro, tilapia sy karpa, azo tao amin’ny dobo anatin’ny toby miaramila Ensoa Antsirabe. Vokatra voalohany azo ny 27 septambra teo, tao amin’ireo dobo efatra natao ho fiompiana fitaratra. Miisa 2 800 ny zana-trondro narotsaka tao, nohatavezina nandritra ny 8 volana. Misy milanja 1,5 kg ny trondro […]
  • Une centaine de candidats sans adversaires
    Madagascar Tribune - 04:00 Sep 30, 2024
    Sur les 1.695 communes à pourvoir pour les prochaines municipales et communales, 157 communes ont un seul candidat en lice pour les élections. Ces candidatures de liste unique sont généralement constitués de candidats de l'IRMAR même si cette plateforme n'a pas couvert la totalité des circonscriptions électorales du pays. Les organes de vérification et d'enregistrement des candidatures (Ovec) n'ont reçu qu'une seule candidature dans 157 communes, rapporte la Commission électorale nationale indépendante (...) - Politique
  • La liste provisoire des candidats attendue ce lundi
    Madagascar Tribune - 06:12 Sep 28, 2024
    L'Office de la vérification et de l'élection des candidatures (OVEC) est en train de passer au crible les documents de candidature reçus pour les prochaines élections. Jusqu'au dimanche 29 septembre, l'OVEC se concentre sur l'examen minutieux de ces dossiers, avec l'idée de prendre une décision claire. Le lendemain, 30 septembre, la liste provisoire des candidats sera publiée dans chaque commune. Pour l'instant, aucun chiffre définitif n'a été communiqué concernant les candidatures. La Commission (...) - Politique
  • L'Union Européenne alloue 492 millions d'euros pour de Madagascar
    Madagascar Tribune - 06:12 Sep 28, 2024
    Madagascar bénéficie d'un soutien de l'Union Européenne (UE) pour sa modernisation infra-structurelle et son développement économique. En effet, dans le cadre du Fonds Européen de Développement (FED), l'UE a annoncé une enveloppe de 492 millions d'euros destinée à financer des projets essentiels dans plusieurs secteurs clés, notamment l'eau, l'assainissement, les transports et l'énergie. Ces fonds s'inscrivent dans une volonté de l'UE d'améliorer les conditions de vie des Malgaches et de favoriser la relance (...) - Coopération
  • Tarika AmbondronA : avo dia avo ny tanjona hotratrarina
    Newsmada - 04:50 Sep 28, 2024
    Mametraka fanamby amin’ny tenany ihany ry zalahy… Hikatsaka ny lafatra kokoa noho izay efa vitany ny tarika AmbondronA, mandritra ilay fampisehoana goavana izay hotontosainy rahampitso, etsy amin’ny Coliseum Antson­jombe. Ho fanatrarana izany, tsy misy afa-tsy ny fiomanana mialoha, hametrapetrahana ny rehetra manomboka any amin’ny madinika indrindra, hatrany amin’ny goavana in­drindra. […]